mpaminany Isaia hono i Alberto polisy

21. rasese ( 19/06/2004 09:23)
amiko de miankina @ tsirairay io na hino izy fa samy mananana ny finoany daholo isika.
amen.
22. Sabatra ( 30/12/2010 01:39)
everybody>>

ra za nareo Apokalypsy mits enjehina na de anatevin-daharana ireo mpanenjika hatramin'ny niforonan'ny Apoka ireo aza ianareo,ho avy mantsy ny 2013,ka hisy loza zany @ izany fotoana izany,satria hoavy izahay itondra ny taninay.Sakano izahay,@faraherinareo mitsy,manaova fifadin-kanina manomboka izao,jusqu'en 2014 ihany sao de perte eo an.Lazao ny olona androdana anay,alohan 2013,fa ra tanteraka ny faminanian'i Pr Mailhol,de vendrana zany ianareo mpanenjika ka ho afa-baraka.

Misaotra ihany anefa fa azo lazaina sahady oe manenjika ianareo zao,diniho tsara anie ny resakareo eh?Na ny resakin'ny rehetra eny @ manodidina,fa manaratsy fotsiny?Fa izahay tsy andany andro anenjika anareo,fa ampirisihanay aza ianareo anenjika anay.Bye bye daholo eh.Bon courage. :-)

P.S: ny Kristianina ambinin'Andriamanitra tsy very mandeha.Bizu dhl
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076