Mampiesona ve i Landivola?

21. six ( 07/06/2004 14:47)
amen!
22. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:20)
Tsy aleo ve mijery film e!
23. xxx ( 07/06/2004 16:06)
Landivola = satana = demony
24. ari.malala ( 08/06/2004 11:22)
he, efa lasa alo ny alahady 30 mai voalaza fa hidinan'Andriamanitra tety sy handraisany an-tanana ny economie fa aiza izay voalazan'i Landivola ê! Tena nampiesona izany ilay kalakely ê
25. fijo ( 09/06/2004 03:11)
za koa dia manaiky io voalazan'i zimbakely io ary tsy fanaratsiana be fahatany ny finoan'ny hafa io.
26. mekana ( 04/10/2013 14:58)
Fiadanana ho anareo,
Enga anie ka mbola tsy very ny notification-nareo. Ity misy taratasy tany @ Apostoly TSARA TSARA.
Ohatra an'ity ve izany soratr'i Landivola izany? Raha eny, dia mba omeo ahy ny contact-ny raha anananareo.
Mankasitraka.

27. Nehemiah ( 05/10/2013 06:04)
Ahoana no nanaovan'i Tsaratsara an'izay ? Écriture automatique ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.298