Fety des mères : afera-na lames

1. nikopol ( 28/05/2004 15:02)
Dokam-barotra :

"Ho an'ireo namana te hanome gadoa amin'izao fahantongavan'ny fetin'ny reny tsy ho ela izao, dia ilazana ianareo fa misy lames razoara (marika gilletes) hamidy amin'ny vidiny mirary"
novalian'i nikopol ny 24/06/2004 13:15
2. samoina ( 28/05/2004 15:09)
Ny mamako kosa aloha tsy hanaovako sangy ratsy toy izany na te hampime oul sy hilôlao aza za e ! Aleo hijanona ho an'i nikopol daholo izao lames izao de mahavità be !
3. nikopol ( 28/05/2004 15:14)
Fa inona no maha sangy ratsy azy ry samoina?
Ho an-dry zareo Portugais hono io no be mpanome indrindra rehefa fete des mères!
4. samoina ( 28/05/2004 15:24)
Azafady aza fa za tsy mbola tafaresaka tamina portugais e !Saingy tazomy ho an'i nikopol sy le ranamana portugais daholo ihany le lames fa zavatr'hafa no omeko ny reniko e! hihi
5. nikopol ( 28/05/2004 15:31)
Ilay mahatsiaro an'ilay reny nahitana masoandro no tsara. Rehefa gadoa dia mety daholo.

Lay "Operation lames" dia fomba iray akoatran'ny maro.

"Lames eto mora, Lames eto mora: mily frà, alefalefa sainky shà."
6. nikopol ( 31/05/2004 19:51)
Mbola misy ambiny ny lames Rankizy a!

Tena mety amin'ny volon-tongotra ilay izy!!!

Sa ahoana Razzety?
7. fijo ( 31/05/2004 21:11)
ary raha tsy misy volotongotra raneny?
8. ari.malala ( 01/06/2004 10:53)
hafa kosa indray izany hatao gadoa ho an'ny renin-dry nikopol izany! ko tsy haratra?!
9. nikopol ( 01/06/2004 10:57)
Ari.malala : raha tsy diso aho efa nahazo halalana tamin'ny Comité scientifique izy io.
10. tenio ( 14/06/2004 15:58)
Nahazo kill ve ny aferana lames n'elà e? Sao de ny tany am-paosy ary no nanaraka?
11. nikopol ( 24/06/2004 13:15)
Tenio : nahafinaritra ny varotra tamin'ity taona ty.

Mama : pardona mi!!!!! resa-bola no nanaovako an'io afera lames io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2667