Mino ve ianao fa ... ?

21. fijo ( 16/06/2004 04:59)
resaka firaisana,marina fa tsy tsara ny andeha hanao izany eny rehetra eny,fa tsyfahotana koa io na vetaveta.
bichette>efa nahita zavatra tsy mbola voazavan'ny siansa aho,fa tsy mino kosa fa antra no manao izany,fa misy antony ao izay mbola karohana ao.tamin'ny olona tsy mbola nahay nandidy,izay nisy ampandisita dia maty.ary nolazaina fa izay no anjarany na nantsoin'ny ray izy.izao izany kilalaon'ny mpitsabo.ny fanovana tarehy moa dia efa naha lasa nody ilay fitenenana taloha.
22. librepenseur ( 16/06/2004 07:25)
bichette>
tsy voatery ho any kosa i fijo raha ny hevitro satria izao: raha tsy nisy ny christianisme dia tsy nisy koa ilay nantsoiny hoe devoly nolazainy sy nohesoriny ary namafisiny ho ratsy.

izany hoe, tsy afaka nanaporofo fa tsara sy marina ny kristiana raha tsy misy azony lazaina ho ratsy sy diso.
23. fijo ( 16/06/2004 22:20)
marina io voalaza eo ambony io,fa ny kristianina ihany koa anie no namorina ny devoly e.amiko ireo samy tsy misy.
24. soratra ( 18/06/2004 15:27)
voalohany aloha de raha avy @ Atra izy de tsy hery no anarany fa fanahy fa hery kosa izy refa avy @ lay antsoinao hoe "hery hafa".Ka zao ,io zavatra resahanao io de voazava tsara ary hananana porofo mazava fa sarotra ny hiteny sy hanazava azy eto fa raha manam-potoana ianao de hohazavaiko aminao izy ary resaka mivantana no hanaovana azy
25. soratra ( 10/07/2004 15:00)
Azoko heverina izany fa tsy mazotoianao ahafantatra ny moba io zavatra hanaotanianao io matoa ianao tsy namaly ahy nefa dia tiko ny mampahafantatra anao indry fa misy izany hery miafina lazainao izany ary mbola mazoto aho ny hampiseho azy aminao raha sahy ianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3384