Isika malagasy ange rehefa mivoaka an'i Madagascar dia voalaza hoe afrikana ka matetika aza dia mahazo ny negre fa tsy @ ton ratsy alou e na dia fotsy aza ianao. Ka raha io resaka andriana sy andevo io dia tokony tsy hisy hifandraisan'y @ aty ivelany, fa raha izany no henon'ny aty ivelany hoe raison tsy nahafany nijery an'Ambohimanga dia ho ratsy ihany satria tena racisme zany no tena sauvage na tena tsy civilisé mihintsy.
na dia modina fanina aza ilay hoe andriana sy andevo dia mbola mafy orina ao @ fiaraha-monina malagasy,na dia efa taona faha-2000 ary zaho dia mbola mipetaka @ tena foana ny mahaandriana sy andevo.Mazava ho azy fa zay no fahitan'ny europeanina azy hoe raciste,fa na izy koa ary manao an'izany @'ny mainty.Ny tantara dia milaza fa resin'ny firenena "civilisé"ny firenena "sauvage",ary @ izao tsy hatao hoe "barbare" na "sauvage"ntsony fa ovaina hoe "mahantra","tiers-monde"hoy ry zareo.