landivola,rapatrice iza koa?

21. fijo ( 26/05/2004 23:40)
efa miha mazava aratsiansa ny maha lahy sy vavy fa resaka kromozaoma.ny sasany dia mbola mikaroka izao.
22. ravatorano ( 27/05/2004 14:12)
Raha nisehoan 'Andriamanitra tokoa ny olona iray dia mety naka fomba iray izy toy ny nataony tamin i Mosesy sy ny hafa maro izay efa voalazako tery ambony ihany .Amiko dia mino ny fisian izany aho satria efa hatramin ny ela izy no niseho tamin ny mpanompony.
Izao fotsiny anefa no mampiahiahy ahy tena marina v fa tsy mandainga ilay olona io fa nisehoan andriamanitra.
marina.Eo moa dia tokony hisy porofo izany dia toy ny soratra , ne fiovavna ety ivelany mandritry ny fihaonana *(hazavana na ....)
Tadidio fa raha niseho tamin i Bernadette sy ilay zandriny i Masina Maria tany Lourdes dia nisy fahagagana lehibe satria nijanna tsy nihetsika ny masoandro nandritry ny fiahonan dry zareo.
I fijo kosa aloha sao dia manao toa an i Thomas , tsy mino raha tsy mahita.Izay nisehoan ireny olomasina voalaza ireny aloha hatramin izay mba fahalalako azy dia nisy fahagagana foana , ary tsy azo atsangana ho olomasina ny olona iray ho an ny finoana katolika raha tsy misy fahagagana maripototra ary voamarina ara dalana fa fahagagana ary izany dia tsy indray mande ihany fa tsy latsaky ny indimy.
23. ari.malala ( 27/05/2004 14:22)
Izao fotsiny re ê!Samia mitazona ny finoany, ary andraso ny tohiny, aza maika ny hitsara. Efa re fa rahampitso no ho fantatra izay hamaky ireo hafatra, ary efa any @ président ny hafatra tokony ho azy dia andraso ny tohiny.
24. ikaretsaka ( 27/05/2004 19:17)
izay mihitsy .. andraso ny tohiny.. ino anny effets an'ilay fisehoan'i masina maria tany lourdes ohatra? lasa amina milions no olona mpino tonga any . lasa misy fiangonana eo an-tampona harambato tsy azo noeritreretina hoe hisy fiangonana. betsaka ny olona sitrana sy mbola mangataka any hatr@ izao isika miteny izao..
matoa misy izany rehetra izany dia marina io dia mino aho..
raha tsy misy vokany dia ...
25. fijo ( 27/05/2004 22:50)
za aloha dia tsy mino raha tsy mahita,na farafaharatsiny misy io profo mazava io.ny eglizy koa anie toa izany e.
ka nisy inona ohatra tany tana tamin'io andro io???
na nanodidina io toerana lazaina fa nisehoany io???ary maninona moa i lery raha tena te hiseo tsy izahay tsy mino azy no hisehoany amin'izay izahay gina tsy ahateny intsony e.
dia miandry izay vaovao manaraka isika e.
26. fijo ( 01/06/2004 04:56)
vita iny ilay resadresaka ka samia isika mandray izay raisiny ho marina tamin'io resaka io.iza no tsara ilay minomino foana ve sa ilay miahiahy be matetika.jereo ny zava misy dia samia mandinika ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1534