harcèlements moral

1. xxx ( 18/05/2004 06:56)
ahoana indray ry zareo no fomba fahitanareo an'io amin'ny fiainanao na ny fiaraha-moninao andavanandro?inona no toerana tokony horaisin'ny voasedra amin'ireny cas ireny,satria mantsy rehefa tsy tafarinao intsony ilay izy dia toa zary lasa famoizam-po amin'ny lafiny maro no hiafarany.
novalian'i booboo ny 06/06/2004 13:36
2. booboo ( 18/05/2004 11:12)
Aza manaiky hatao an'izany fa harary enao ny farany. Mahaiza miteny " non " rehefa hitanao hoe tsy rariny ny atao anao. Mety ho sarotra a, fa fianarana fôna ny fiainana. Aza mandray ny toeran'ny victime fa ihoaro izany !
3. peluche ( 21/05/2004 10:14)
Misy mihitsy io fa arakarak'ilay situation,ohatra hoe harcelemnt any am-piasana,any am-pianarana,na ny sipanao sy ny olona mifanerasera aminao no miharcele.Fa mihombon-kevitra @ i booboo hoe,mahay miteny non,miresaka mazava @ ilay olona rehefa tsy tanty ny hataony.
4. yonikafopl ( 21/05/2004 19:06)
il faut savoir dire non avec precision
5. methode ( 22/05/2004 16:10)
Mila fotoana ny zavatra rehetra e! Amin'ny fotoana milamina no mifanazava fa raha amin'ny mbola mampafana ny iray ianao no miteny dia tsy misy dikany! Matoa misy ilay izy dia manana olana ilay manao azy!! Mety misy zavatra tiany ho lazaina fa tsy tafavoakany na olana hafa mihhitsy ilay izy fa tsy mahakasika anao!!
6. angie ( 27/05/2004 07:28)
Marina ny an'i methode mila mitandrina ihany satria miankina @ antony, mety misy probleme avy @ vhv manao fitafiana sexy lava ihany koa anefa lay izy, na olona efa nanana pblm dia mitohy hatrany...fa raha azo atao dia aleo miala haingana satria mety ho bebe kokoa ny vokany raha taritina eo foana.
7. booboo ( 27/05/2004 09:11)
zay mihitsy.
8. fijo ( 01/06/2004 22:01)
ny vahaolana hitako dia miresaka amin'olona mahalala anao sy ilay manao azy.ny olona manao an'ireny mantsy dia malemy saina,ka vao fantany fa hain'olona ilay ataony,dia mihemotra izy.hanandramo fa zavatra efa hitako io.
9. booboo ( 02/06/2004 11:20)
dé inona no ataon'ilay olona iraika @ zay fotoana izay ?
10. booboo ( 03/06/2004 11:06)
zany hôa ry fijo kou !
11. methode ( 05/06/2004 16:38)
Toa hitako hoe samy manana ny fahazoany azy le harcelement moral ka tsara raha hazavain'ny namorona ny loha-hevitra ny tiany hambara angamba!! Izay vao mety hifanandrify tsara amin'ny valinteny tiany ho azo ny hevitra mivoaka eo!
12. booboo ( 06/06/2004 13:36)
ekena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034