inona ndray ary ny mahasorena anareo indrindra é?

21. kally ( 24/05/2004 16:11)
Ny andro mafana midanika be ,ny tena noana,milahatra taxibe ,dia misy manendy mofo baolina midonaka be dia mbola misy mpivaro-boanjo tamy mbola manontany ihany raha hividy voanjo.
Avy eo tonga any an-trano tsy misy olona ao an-trano nefa ny lakile tsy fantatra hoe nataony aiza.Mafy izany kah!
22. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:42)
efa impiry i kally lazaina hoa hidio karetsakyyyyyyyyyy
23. fijo ( 24/05/2004 23:55)
ny fivavahana satria nanimba an'ny mada.tamin'ny fombany.
24. ikaretsaka ( 25/05/2004 00:04)
arakarak'ilay hivavahanao io ra fijo an... relatif be ilay izy... misy mivavaka @ Vola koa vehivavy V... sns...
25. yonikafopl ( 25/05/2004 01:47)
fijo fivavahana???????? ny olona rehetra dia mivavaka daholo ! fa @ antsoin'i ikaretsaka io, ka ilay fivavahana mahasorena anao mba farito.
26. kitjo ( 25/05/2004 15:50)
fijo>> sao tsy rariny kosa le
d ny fivavahana aby ve no nanimba azy tao
ngah ingahirainy ry mpivavaka be???

samy nanana ny akony ngamba sy ilay nivavahany e
sa fivavahana amin iza sy aiza no tian'ny mpanoratra holazaina
27. nala ( 26/05/2004 16:53)
Le mpampivavaka kosa angamba fa tsy ny fivavahana e.
Sa tsizany ry Fijo?
28. fijo ( 26/05/2004 21:07)
kitjo,ilay ngahy rainy iry anie ka mpivavaka be avy ao amin'ny st michel e(aza hafangaro amin'ilay raika lahy ity an)ih,ih,ih
tena ilay finoana nampidirin'ny vahiny mihintsy no mahasorena ahy e.
29. kally ( 27/05/2004 16:44)
O ry Fijo a!aza sorena na kirikiriana fa andeha mitsotsotra ery ambony fandriana! hi hi hi
30. fijo ( 27/05/2004 23:00)
raha za irery vao miha za sorena fa mba mila naman e.dia hazoto hankeny.
31. ari.malala ( 01/06/2004 11:00)
Mahasorena koa ilay tena concentré miasa nefa misy manelingelina @ zavatra tsisy dikany, na koa ianao tena mankafy mijery film d tapaka ny jiro, tapitra ny film, miakatra ny soratra dia miverina ny jiro!
32. kitjo ( 03/06/2004 18:14)
d tanjemo fts enao njay film jeren tele ary refa miverina ny jiro
ohatra oe miesona be enao d le misokatra reny ny vava
33. fraulo ( 07/06/2004 10:13)
inona re no mety hahasorena indrindra ohatry ny fahasorenanareo e ?
huh
34. chipie1 ( 08/06/2004 07:40)
35. kitjo ( 08/06/2004 14:12)
izy rht fa ifampizaraina io kooo
36. fatou ( 11/06/2004 06:09)
nenah le avy nikoty joba iny de tonga any antrano elà vao kopy hoe hay nisy taindelo nivoaka teo @ oron elà,na nisy tainify maintsomaintso,na volo lava be teo @ soroka na voatery tao ambanin le bà goka ny pataloha.
37. fatou ( 11/06/2004 06:16)
gogojohy aho à
38. dronga ( 29/06/2004 06:24)
tsotra fotsiny ny mihatsaravalatsihy indrindra amin'ny lafiny ara-pivavahana satria Andriamanitra tsy atao kilalao ohatra rehefa mahazo ny olo-tiany ny ankizy vavy dia tavela hatreo ny asa fanompoana
39. dronga ( 29/06/2004 06:32)
tsotra fotsiny ny mihatsaravalatsihy indrindra amin'ny lafiny ara-pivavahana satria Andriamanitra tsy atao kilalao ohatra rehefa mahazo ny olo-tiany ny ankizy vavy dia tavela hatreo ny asa fanompoana
40. fijo ( 30/06/2004 05:00)
ka hanompo kosa ve tsy aleo manompo izay hita aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0779