ireo nivadi-pinoana

21. yonikafopl ( 21/05/2004 15:54)
izaho aloha tsy maninjeka na iza na iza e! ny ahy ny finoako no tanako mafy mba tsy hisy handrava
22. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:36)
ao @ fo io.. dia tsy ilay antokompivavahana loatra angamba fa ilay finoana an'i lay zavatra inoana.. satria izao raha io resak akomonio io fotsiny ohatra dia samy hafa ny finoana an'io f atsy vitan'ny hoe mino de afaka mihinana fa mba misy karazana katesizy kely aloha..... na tsy haiko.. io ilay fangatahako hoe any no mila tokony azavaina hoe maninona ...
Misy manko hoe saintValentin e.. saint sylvestre e.. sns fa dia tsy hain'ny olona akory hoe inona ny tantara..
dia misy zao tsy kopy hoe fa maninona ry masera no misaromboaly ohatra sns...
23. fijo ( 27/05/2004 22:52)
toa ny silamo ihany ka.samy misarona ao.
24. chipie1 ( 28/05/2004 08:32)
de samy ankohoka kounkou...
25. fijo ( 31/05/2004 22:25)
dia samia ko amanalava volom bava dia izay le izy fa tena ao tsara.
26. eliana ( 02/08/2004 03:58)
Amiko aloha ny finoana arahana dia toy ny sekoly ara-panahy. Asa mety hitany angaha hoe mety tsy hahatratrarany ny tanjona ilainy eo amin'ny fiainana ara-panahy ilay finoana arahiny dia izay no mahatonga ahy hiova.

Toy ny sekoly tsotra ihany io. rehefa hita hoe mety tsy hahomby ilay (mety tsy hahafahana bacc ohatra ) dia ialana avy hatrany.

Ny lafiny finoana anefa dia famonjena ny lafiny ara-panahy ka sao dia tsy ho voavonjy ny fanahiny any aoriana any ohatra. Sa ahoana hoy Ika ?

Eliana
Qc
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525