Sakafo fitsaboana

21. xxx ( 16/05/2004 09:05)
tandremo anefa fa ny sakamalho manaitaitra han! ka sao d sahirana eo nefa mbola b lelo
22. kitjo ( 16/05/2004 09:28)
hayyyy
23. booboo ( 16/05/2004 09:54)
ka io ohatra ny ginseng ihany ry xxxxxx. Samy manaitaitra @ teneninao fa mahasitrana tsara koa anefa.
24. xxx ( 16/05/2004 12:47)
tsy azo lavina zany kah!mahasitrana aretina iray fa mety hitarika aretina hafa! fa ny tiako tenenina d we lanjalanjaina daholo ny zvt hohanina sy hatao sy etsetra2 eh! fa tsy d atao betsaka loatra na kely loatra!
25. kitjo ( 17/05/2004 10:20)
ko nga moa d ande hihinana sakamalaho antsasakilao ry xxxx an
26. booboo ( 17/05/2004 15:41)
eny hôa !
ny laisoa manta ( atao crudite ) mahatsara vavony.
ny jus de poirô manala toxine sy manadio tsinay.
27. kitjo ( 25/05/2004 16:44)
zu de volokatsaka ko,ihhihihihi,manadio ra moa sa manin izy zay
28. xxx ( 26/05/2004 06:15)
ny persil manala fofona rehefa manimanitra tavoahangy tsy misarona
29. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:27)
Ity koa misy fanafody sery:

-Jus(gazeux) na coca-cola na ronono
-Tongolo gasy

Atao anaty mixeur ny tongolo gasy,
avy eo afangaro @ jus.
3 verres isan'andro dia afaka ho azy ny sery!! ok!
30. fijo ( 08/06/2004 22:14)
maka roma fotsy,asiana tamenaka atody sy tantely dia sotroina.tena matanjaka tsara avy eo.mahereza e
31. kinaoly ( 13/06/2004 13:46)
jus de volokatsaka : (ampangotrahina na zany aza) manatsara ny famoahana ny rano (rehetra mintsy io an :) ), refa misy olona manavy dia omena an'io hono de amzay mihafana
rano-na sakamalaho ampangotrahina + rano-na vosary makirana + dobera + tantely : ody kohaka, mamaky ny koha-maina
tongolo gasy : mampidina tension arterielle,
infusion-na artichaut : ody aty (mazotou ze hinana fa mangidy tsy laitra io ) fa efficace be
32. booboo ( 24/02/2005 16:02)
tongolo gasy maromaro alona herinandro anaty vinaigre de cidre, tapohana rano 1 vera ny 2 sotrokely @ io in-1 isan'andro : mahasalama ny sady mpanao crise cardiaque + hypertension
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4491