Trimobe sy Sohitika

21. booboo ( 23/05/2004 17:59)
kere trimobe ny faranyyyyyy
22. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:13)
aiza ihany ilay angano eeee
23. kitjo ( 24/05/2004 09:46)
lasa arira e
arirariran ol any @ sakafo nefa tsy fatan zareo manko ny sakafon trimobe fa ........
24. fijo ( 24/05/2004 23:59)
inona tokoa moa ry kitjo fa tsy hain'ireto nefa ny bandy efa tena miady amin'ny kankana
25. kitjo ( 25/05/2004 15:51)
an3, aza asina kankana kosa ao ankibon trimobe fa sao mangilikilika ani sohitika ka hivoka tao izy
26. lanto ( 25/05/2004 19:37)
efa nisy sohitika ihany teo fa saingy tsy sohitika nanolo-tena fa notondroina ka tsy mety....
ary tsy tadidiko hoe nisy kankana koa tao @ le angano ? tsy ratsy !!!
27. kitjo ( 26/05/2004 02:58)
ihihihih,
angano navaozina zany,
28. lanto ( 26/05/2004 09:26)
Aleo ary faranana le arira fa tssss.... I tsinobe zany matin'ny kankana de i soitik matin'ny vitamina :D
29. samoina ( 26/05/2004 09:31)
Aza faranana kosa fa aleo ny tantara halefa milantolanto eny ihany e !
Voky vitamina D zany le kankana de lasa bibilava be e!
30. fijo ( 26/05/2004 21:15)
gay gay gay,aza mahavoaza ny goavy manta le
31. chipie1 ( 27/05/2004 08:02)
de lasa napataotra be...
32. fijo ( 27/05/2004 23:01)
dia rifatra nadositra i chipie.
33. chipie1 ( 28/05/2004 08:45)
fa nenjehan' ilay bibilava be...
34. kitjo ( 03/06/2004 18:08)
trimobe nitsipatsipaka
35. booboo ( 02/07/2004 11:48)
fa efa tena ramaka
36. kitjo ( 03/07/2004 05:09)
nagilikilika be tao an-kibony k!
37. booboo ( 03/07/2004 07:30)
be kankana izy haika ! ( hihihihihi )
38. kitjo ( 03/07/2004 08:01)
d nitsingidingidina t@ tany!
39. booboo ( 03/07/2004 08:04)
nivarimbarina any ho any
40. kitjo ( 03/07/2004 08:37)
voa double fa sady nikodiadia no tsy lany ny kaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1837