TSY TENIN'ANDRIAMANITRA IZANY NY BAIBOLY

21. fijo ( 29/06/2004 23:24)
tsy tsaroako izay nolazain'i levondraky momba ahy.fa dia mitady ny marina tokoa aho.
22. crrlanto ( 09/10/2004 18:05)
marina ny voalazan,ny toubib,voaporofa ara tsiansa fa Andriamanitra no nanoratra ny baiboly,ary efa betsaka ny porofo ,fa tsy ilaina resabe ,ireo mpaminany dia olona nampiasain,Andriamanitra ,tsindry mandry sns...AMENA
23. ikaretsaka ( 09/10/2004 18:49)
io kosa angamba dia ny mety dia mfanaja izay inoany.. misy olona izao nino koa hoe tenin\'andriamanitra ny boky mena na ny bokin\'ny mpampiorohoro sns dia hajao @ zay izy rehefa tsy manakorotana ny fiaraha monina sy ny fiainanao.. ny an\'i fijo izao tsy tiany hokorotanina @ zany ny fiainany, dia hajao @ izay izy.. ny anao hitanao mikorotana raha vao tsy misy an\'izany.. de reveo ho anao irery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3888