vonoina sa avela hiaina?

21. olly ( 22/05/2004 21:17)
ny a kous alou ry reto na hijalijaly otrin'ina aza iny oula iny eo ,na d faran'zay mahonena ndrindra eo izy, ary n'in n'in tohan-kevitra lazain'oul eo,tsisy manam-pahefana amin'ny ain'olombelona zany....raha hamono akoho d yé!
22. rfanjav ( 24/05/2004 06:33)
Iza koa moa no afaka hahafantatra hoe tena ho faty anie ty marary ty ?

Tsy misy maty tsy @ androny hono ka tsy aleo miandry sy miala nenina farany !
23. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:17)
sady mampalahelo raha vonoina izy nefa hita ny fanafody avy eo!!!
24. chipie1 ( 26/05/2004 18:31)
tsy misy maty tsy aminy androny hono e!!
25. jhouhlambout ( 27/05/2004 07:39)
zay no mahatonga ireny olona mitsangan-ko velona ireny
26. fijo ( 01/06/2004 23:42)
ny raiko dia tojo io olana io mihintsy,ary raha nanontanian'ny dokotera aho hoe avela hiaina sa ahana dia tsotra ny valiny"aleo izy hofaty fa hijaly fotsiny eo"sady fahasambarana hoazy io no olana hafaka hoan'ny havana koa.
27. rfanjav ( 02/06/2004 08:24)
Tsy fitiavan-tena b v ny an'ny havana zany, aiza izany izy hoe "olana afaka ho an'ny havana" !

Asa aloha !!!
28. hendry ( 04/06/2004 18:19)
zaho koa aloha dia d´acc @ ilay hoe aleo izy ho faty rehefa tena hita fa tsisy fanafany ntsony, hijaly fotsiny manko.
29. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:45)
Ka raha ohatra ka hita tampoka ny fanafody afaka nahasitrana azy nefa izy efa najedaka?!!
30. xxx ( 13/06/2004 14:04)
jhoul> de aleo zany ho feno malades grabataires dôly ny fandrinan'ny hopitaly satria sao hita tampoka eo ny fanafody......
nga refa hoe tsy afa-mihetsika sy tsy miteny na dans le comas de tsy maheno marary, mety maheno marary ny vatana fa tsy afaka mamôka fihetsika ivelany milaza izany, ankoatra manana adidy hanafohy ny fanaintainan'ny marary ny dokotera rehefa hifanarahany @ilay voakasika mivantana io, rehefa tsy mahatapaka ny marary dia ny fianakaviany akaiky no afaka mangataka an'izany
ny tsotra indrindra dia ny fametrahana lalana mifehy an'ilay acte, na koa (mety ho lakalaka any ty hevitra ity) mametraka hafatra ilay marary hoe tsy atao ny acharnement therapeuthik raha sanatria ....(na koa hoe tsy mila reanimation @ny machine izy...)
31. idealy ( 23/06/2004 04:54)
amiko dia tsy misy mahalala ny ho avy isika ka tsy afaka mamono olona izany fa ny fanalana fanaintainana no tokony atao aiza moa no ahalalana na mba mety ho sitrana tampoka ilay olona
tsy fantatra eh amiko fotsiny dia tsy tokony hamono olona izany n'iza n'iza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3527