Ity forum ity

21. ikaretsaka ( 07/05/2004 00:31)
ny azoko t2 ity forum ity dia hevitar vetsaka aloha e.. saingy indrisy fa tsy ny fanaovana lahatsoratra lava be no nantenaiuko fa ny fanehoana hevitra mivantana.. izao na ny hamaky ilay hafatra aza lasa manoatra nohon'ny mitsipona ny fitadiavana hevitra..
Io ilay nolazaiko an;i hery tery ambony hoe samy manana ny fomba fanorany sy ny famelaranmy hevitra io .. ny anay zatra ilay mivantanadia ampy sy mora azo kao ilay hoe manao ahoana ny andro any aminareo .. dia hoe avy ny orana toy izay ilay hoe misy rahona matevina be.. lena ny olona.. ireny angamba ny orana aminy fa efa bebe nohon'ny erika
22. fijo ( 07/05/2004 01:03)
samy marina io hevitrareo roalahy io,fa ny tiako hanohanana kely ilay hevitr'i hery dia hoan'izay mbola hanao thezy.rehefa manao thezy tsy avy dia hoe izao no hitako sy tsapako tamin'ny fandinihana sy fikarohana nataoko:
_nanana
_nanann
fa mila fahaizana mampiditra resaka sy mahay manohana io hevitra haroso io.ka amin'izay aloha dia tena hilaina io mahay misafilotra io.
fa raha eto amin'ny forum kosa dia io voalazan'ikaretsaka io no tsara.aleo avy dia mivantana sady tsotra.
23. hendry ( 07/05/2004 16:37)
Ny ahy ny zavatra tsapako asa na hatr@ nandraisako anjara t@ forum na nisy antony hafa koa fa sendra nifanandrify fotsiny dia lasa mahita tenenina zany foana aho rehefa miresaka @ olona.
24. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:08)
Fijo: samy mananany formule koa io thesis io..
Ny an'ny anglo saxons tonga dia ny Hevitra no atoso izay ianoa vao mi support.. fa ny an'ny Latins dia aodikodina eo dia asiana hevitra kely atsy dia asiana ary dia mila mitsipona ny mpamaky. hita @ fiainana andavanandro io
ny film sy ny sisa ohatra:-
Film Frantsay /film Amerikanina.. ny an'ny amerikanina tonga dia action be.. dia iza no jerenareo sy be mpitia nefa ? ;-)
25. fijo ( 10/05/2004 23:00)
eny e,ka izay no nanasarahako ilay samy hilana azy.
26. 2689 ( 23/05/2004 09:25)
Tsy ara-pilozofika no nanampy ahy ity sehatra ity hatramin' izao fa ara-materialy (Dokam-barotra). Fa ny olona nampiako tamin' ny hevitra no mety ho nisy nahazo tombontsoa koa ataoko mahafaly ahy izany.
Momba ny resaka dia tsy dia tiako loatra rehefa tsy manakiana ny hevitro ny mpamaly fa manao hoe Marina izany. Tsy mampisy fivoarana ilay tsy misy mpanohitra. Indray mandeha aho nitondra hevitra somary nanakiana finoana iray, dia zara raha olona iray no niteny hoe tsy mety ny voalazako fa sisak' izay dia ny hoe izay mihitsy.
27. ikaretsaka ( 23/05/2004 18:59)
izay kao izy
28. kitjo ( 24/05/2004 10:43)
Toa hatrany am-boalohany no tsy azon'ny olona ny tian'ny mpanoratra holazaina tato (Hery io), nivadika manko ilay hevitra, tsetsatsetsa tsy aritra iny....


Mitovy tsika sy 2689 fa ny ahy koa tsy tiako ra vao tsy misy manitsy na manampy na tsy hanakiaan aza ny hevitro
Manita-tsaina aloha amiko ny fisian ty forum ty e, satria misy zavatra tsy fantatrao mitsy hitanao ato....

Ny fomba fanoratra d lasa hainao azy oe ahoana ny fitondrana resaka sy rehefa hiady hevitra,, inddra refa le fandraisana le hevitra mitsy no tsy nifankahazo fa nisy nanao dika vilana.

Ny anah fts somary nampalahelo ahy tato nefa tsy ifanomezan-tsiny, dia ny resaka toe-karena no tena mahaliana ahy andehanako forum ankoatra ny manala azy, fa ato anefa toa tsy misy mandraharaha lotra le izy, ohatra ny politika, na tsy manan-kevitra aza anefa inoako fa ilaina ihany satria zay mahavoa ny ao amintsika. Raha misy olana dia maankiana fts fa tsy mahalala ny antony.

Eritreritra nandalo iny fa tsy ifanomezan-tsiny satria samy manana ny tiany!
29. fijo ( 24/05/2004 22:13)
ka raha vao manakiana finoana dia marina izay aminay e.
30. kitjo ( 25/05/2004 13:58)
tsy azoko!
31. yonikafopl ( 25/05/2004 19:48)
kitjo , izay ilay hevitr'i fijo manokana tsy hidirana lalina
32. kitjo ( 26/05/2004 02:34)
ah okay
33. fijo ( 26/05/2004 23:19)
izao e,za dia tia mitsongolika hevitra.ka raha manakiana ianareo,dia marina izay amiko.izany hoe tohanako ilay fanakianana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2137