Talohan'ny fisiako

21. fijo ( 11/05/2004 23:32)
ny tena nahagaga ny olona dia tsaroako ilay malabary nanaovako tamin'io.
22. angie ( 12/05/2004 10:16)
Tena lasa mivoaka be ny resaka ry Hery a. Raha ny hoe hitapy alou rahery dia araky ny hevitro efa mitapy mihintsy fa tsy mbola andalana zany....mety manontany daholo zao nareo hoe mitapy @ ahoana ary ny akama? andraso kely fa ho avy eo ihany.
ny hoe efa ho faty indray raHery, dia hoy aho hoe tsy misy maty tsy @ androny ka dia mahereza daholo satria samy mbola handalo eo. ihany.
Raha momba ny finoana dia tsy dia tsara loatra hiadian-kevitra fa kosa raha resaka toetra sns de tsy maninona fa azo atao tsara ny mifanakalo hevitra ary manitsy zay azo ahitsy. ka eto indrindra isika zao asa raHery raha mahatadidy fa @ zao andro mbola azo atao hoe mangatsiaka zao dia nilomano teny andranomasina ny havana @ 5 ora hariva sa @ 6 akory aza. Izy irery no ao anaty rano zay ndray no mangatsiaka mijery azy. Lazainy fa efa zatra an'io hono izy tany Tulear, ka any ange mafana aty tena freeze be... dia tsy ambarako anareo ny vaovao hafa momba an'io fa mbola hivoaka ao @ vaovaon-tselatra ihany... forse.
Ny tena tena tiana ambara eto zany dia hoe marina fa milay lay namana io fa tsy mba mivadika ati-doha zany, fa na izany mila tenina kely mihintsy hitandrina fa mbola ilain'ny namana rehetra eto efa miisa 3000 mahery. Ka zay no nahatonga anay niditra membre ho sekretera mba hahafahainay manoro hevitra na @ filomanosana io na @ namana....
23. hery ( 12/05/2004 11:40)
Tsss,
Tsy hoentina milomano intsony zany io Angie io... fa mangatsiaka
24. angie ( 12/05/2004 12:00)
@ sabotsy ndray zany no fotoana e. Ary aza manao fotoan-gasy intsony fa zany ihany no tsy nampilomano ahy satria efa hariva be de nagatsiaka.
Raha hendry zao i Hery de mba tantaraina tsara io nilomano io? hoe niaraka t@ iza? dia inona no maillot nanaovan'ilay akama iray...hihihi. Dia firy taona de...????
25. hery ( 12/05/2004 12:21)
angie> Mialona an'ilay namanay nilomano topless indray i angie...
Izy efa nihoatra ny 70 taona fotsiny fa zà sur hoe anisan'ny miss italiana iny tamin'ny fotoanandrony...
26. xxx ( 12/05/2004 12:27)
io fa efa mba manomboka milaza vaovao kely.

Hay ve nisy an'izany nilomano tao hoe fa anga tena topless mihintsy dia hitan'se ve zany le top?? dia mano ahoana kay??hihihihi
Zany hoe efa antitra zany ve ilay ramatoa '?? ...

Dia avy eo ve se mba nilomano kou sa hoe...
27. alz ( 12/05/2004 12:29)
Naveriko novakiana ilay resak'i Hery ery ambony fa tsy hitako zay maha degany be azy. Matetika ny artiste lehibe rehetra no manana an'io fisainana vinany io, ary mampihomehy ny saramba ben'ny olona lay izy.
Raha te-hanao provocation kely ho an'ny namana aho nefa dia hiteny hoe misy resaka tsotra tena mampihomehy be ataon'ny namana ato amin'ny Forum saingy be dia be no mieritreritra tohy izany ka lasa " normal " ilay izy.
Aza sakanana ny vinany Hery fa alefaso andeha. Raha tsy nisy revy gadra mety tsy ho nisy izao serasera izao.
Angie (ange gardien) > tsy mahafaty ny milomano amin'ny rano mangatsiaka be. Lay mangatsiaka tampoka no mahafaty .
28. fijo ( 12/05/2004 23:09)
ary ilay maty tampoka no mahavelona
29. kitjo ( 13/05/2004 18:28)
fijo>> fa t@ enao 3mois v d posible oe tadidinao
30. fijo ( 13/05/2004 23:52)
ny 3mois aloha tsy tsaroako fa mety misy mahatadidy ka.possible.
31. kitjo ( 14/05/2004 01:14)
aleo hi replay kely jerena fa mety hilay iany zany

dein, d hitako aby le mpanongonongo tarehy t@ mbola kely zany zany,ihihih
32. kitjo ( 14/05/2004 06:54)
he he
mbola misy k, fa tsy tarehy pr tt public oh t@ mbola kely tsn ko
33. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:56)
:-)
34. kitjo ( 14/05/2004 15:43)
in njay ary ty fikan jhoul vao2 ty
35. fijo ( 17/05/2004 23:56)
fika vaovao ka.ih,ih,ih
36. win ( 25/05/2004 02:35)
Tsy ho takatr'ise velively ny atao antom-pisiana raha nihevitra hanakatra izany arakan'ny saina ampahalalan'ise ise!
Fa tsarovy fa Andriamanitra no antony ny zavatra rehetra. Izy no iatombohany, ary Izy no hiafarany.
Na ny chimiste milaza aza fa vokatry ny réaction chimique no noforonan'izao tontolo izao, dia tsy afaka manambara mazava hoe, avy ny hery na lalana (loi chimique) nahazoana io réaction io, satria tsy ho tongatonga ho azy izany.
37. kitjo ( 25/05/2004 14:00)
tsy diso!
38. fijo ( 26/05/2004 23:23)
nefa koa tsy azo lazaina fa marina satria tsy misy porofo fa hevitra taingina fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896