Apandisita

21. ikaretsaka ( 05/05/2004 23:44)
za nodidiana apandisita taty fa niditra bloc t@ 7 maraina.. @ 8 alina efa manao baolina.. tena kozy! tsy misy holatra tsy misy diana zaitra .. micro chirurgie.
22. nananie ( 06/05/2004 11:09)
remboursé @ sécurité sociale na zvt ôtr'izany ve nefa izany? Mety ho lafo ihany io raha dinihina.
23. ikaretsaka ( 06/05/2004 21:30)
assurance ka
24. nananie ( 07/05/2004 16:14)
ôtran'ny système de sécurité social ihany izany 'zany kou.
ra izay ndray de tsy koi.
25. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:39)
tsy haiko hoe inona ny equivalent any any frantsa satria tsy mahay ny systeme frantsay iznay mihitsy aho . fa marina fa lafo izy io fa aleo zay toy izay ilay mikolapsa eoi ampandriana ko.. be dia be kao ny olona ilay hoe ilaina maika ny ny vatany (sportif ohatra na mpiasa ara batana) no manao an'ireny rapide ireny mba hiverina haingana eo @ toerany.. ireo mpanao baolina Football ameroivain ohatra fia na tapaka aza ny tongony dia 2 volana aty aoriana dia miverina milalao indray..
26. nananie ( 13/05/2004 11:26)
fa iza no pingre ato? Raha resaka fahasalamana kosa alou dia tsy mipetra potsiny e! Zany indrindra aza no hangalana mutuel na assurance.
27. nananie ( 13/05/2004 11:39)
efa mikarakara. sady io koa anie tsy safidy tsony kou fa lasa tsy maintsy hilaina e!
28. jhouhlambout ( 14/05/2004 09:08)
:o) ié
29. idealy ( 30/06/2004 06:43)
ikaretsaka
30. ludo ( 01/08/2004 19:53)
toa efa misy fanafody mamono lay microbes ao anatin'lay poche kely iny zao fa tsy mila fandidina ntsony !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449