Mitady gasy avy ao Martinique na Guadeloupe.
24. latifa
(
31/05/2004 12:25)
Raha tena serieux ianao dia mahafantatra olona any aho dia omeko anao ny momba azy
26. zakabe
(
17/06/2004 13:11)
Noho ny asa, tany Martinique mihitsy aho tamin'ny herinandro lasa. Nandalo fotsiny satria roa andro ihany aho no nijanona tao.
Ny nampihomehy ahy dia vao nivoaka ny fiaramanidina aho dia nifanena tamina tatsambo malagasy roa lahy. Ny harivan'iny ihany izy ireo dia lasa tany Houston.
Tokony hiverina any FdF aho amin'ny volana janoary 2005 ary @ izay hijanona elaela koakoa ary hijery ao @ PagesBlanches sao dia mba misy mpiray tanindrazana any.
Veloma finaritra.