Fitsarana ivelany

21. hendry ( 27/04/2004 16:07)
Tsy mandà ny hevitrareo aho nefa ny fitafy na ny endrika ivelany @ ankapobeny dia azo itarafana ny maha izy azy ny olona iray mihitsy. Ohatra fotsiny ny lehilahy mikavina dia azo tarafina @ zay ny maha izy azy, toa izany koa ny vehivavy mpampidera kibo @ alalan´ny fomba fiakanjony. Ny vehivavy tsy mipataloha mihitsy na ny vehivavy tsy manao jupe mihitsy.
Misy fironana arahin´ireny olona ireny foana saingy ny sasany mahalanjalanja ary ny sasany lasa lavitra.
22. fijo ( 27/04/2004 21:40)
diso ihany ianao ka.za izao tia manao ireny kilaoty malalaka be ireny sy akanjo malalaka be.za nefa mankahala ompa.ary ny hira tiako dia ny blues sy soul fa tsy rap
23. ikaretsaka ( 27/04/2004 22:04)
izay mihitssy.. izya mahafalifaly ny tena io.. aary mifandraika @ ilay univers
24. rija ( 28/04/2004 06:53)
Ny anà ndray lobaka misisika tsara + velon-drirana nefa zà tena mpirevy black sy death metal mintsiny ! (voatery aho tsinona rehefa miasa kah !) hi ! hi ! Tsy ahafantarana toetra izany ny fomba fiakanjo reto a ! Zà aza mieritreritra we fitaka be vava mintsiny le akanjo ko ! Fa avadika kely ny resaka , de mba ahoana izany t@ andron'i Adama sy Eva ? Tsy vao maika tsy ifankahitana satria tsy misy signe mihitsy?
25. fijo ( 28/04/2004 22:13)
tsy nifampitsara izany fa avy dia hoe lasa ireny.
26. rfanjav ( 30/04/2004 12:24)
"l'habit ne fait pas le moine"

27. hendry ( 03/05/2004 18:21)
fa misy fomba fiteny zay milaza fa ny fitafinao no maha enao anao.
28. fijo ( 04/05/2004 00:02)
tsy voatery io.misy fomba fiteny koa hoe ny tarehy ratsy no tsy azo hovana ,mbola marina ve io?
29. yonikafopl ( 04/05/2004 09:47)
t@ andro taloha no marina ilay fiteny ry hendry fa raha ny @ izao fotoana izao efa tsy azo itokiana intsony a! efa maro ireo osy mitafy hodi-janak'ondry, tsara jerena ivelany toy ny fasana. Ny fomba fitafy tsy mahaova ilay maha ianao anao velively akory
30. beko ( 04/05/2004 16:36)
any Dago kosa aloha le vehivavy mandoko volo tena mbola rare sady tsy hain izareo , dia ireo izay manao na izy sipa bordelle be na vadina laibany be donc sarotra be , tami zà tany farany niseho nilay be nanao mèches un peu partout sur les cheveux , nandaniako vola kely mihintsy fa tonga 3jours aho dia nividy couleur noir nanalana azy fa tena tsy lazaina intsony ny regards vao mivoaka ny trano , tsy hainao intsony hoe inona ny eritreritr ireo mpijery ka dia naleo ni eviter na .
31. yonikafopl ( 04/05/2004 16:57)
nefa anie aho ry beko mijery ireny film gasy ireny toa mba maro ihany ireo vhv mandoko volo e! dia degany be izany ireny , nefa dia hitako tena manendrika azy ireo izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.41