plat tena gasy
42. oully
(
04/05/2004 09:30)
ary ny tôrtô ve ho'ah sakafo eh! sa mou in no filazana azy? lé sisana voanjo hakana menaka ireny. Azonareo an-tsaina ve ny tiako lazaina?
43. hendry
(
05/05/2004 09:51)
provandin-kisoa no fampiasanay ireny t@ zahay niompy tany ambanivohitra. Na zany aza misy olona mihinana azy reny.
44. tenio
(
06/05/2004 13:21)
Vorontsiloza ritra sy romazava. Ampiarahina amin'ny vary mena nandrahoina tamin'ny afo kitay ( ilay somary maimbo afo iny ). Miaaam!!!
Gouter: vomanga sy ronono, saonjo sy ronono
Dessert: akondro sy papaye
Gouter: vomanga sy ronono, saonjo sy ronono
Dessert: akondro sy papaye
45. kally
(
06/05/2004 17:41)
Tys hizihi-kibo be @ izany ve ry Tenio?Angamba tsy tafatsangana intsony indrindra moa raha misakafo ambony tsihy ohatry ny any an-tanàna dia milaza an'ilay hoe "sintony kely aho azafady fa tsy tafatsangana"
46. ikaretsaka
(
06/05/2004 22:19)
tandremo miray tramno @ tenio rehefa avy mihinana an'ireo lery fa maloto ny rivotra
47. tenio
(
07/05/2004 07:39)
Ka ilay hizihi-kibo mihintsy anie no tanjona ry kally e! Amin'izay fantatra tsara fa voky.
48. sipagasy
(
07/05/2004 14:21)
aoka izay rankizy fa tena mitelin-drora fotsiny eto am-pamakiana aho ann!
Dia efa raikitra izany fa @ fihaonana manaraka dia efa ireo no sakafo annn
Dia efa raikitra izany fa @ fihaonana manaraka dia efa ireo no sakafo annn
52. kitjo
(
13/05/2004 19:52)
kay le
trondro d ovy no atao lafika na voanjobory ,mmhhhhh
efa nisy nanadrana ve katsamaitso @kolany d didina @antsy hiala @kolany, d andahoina asina anamalaho sy sira kely d asina hena matavitvy kely didina oh hena masikita,
"didiroa" fiantson gasy an'io

57. oully
(
28/05/2004 16:36)
Aleo hampilenda kely fa nihinana patsa mena natao ron'anana zahay androany. Manja be!
Saingy nampalahelo fa tsy nampinono :))
Saingy nampalahelo fa tsy nampinono :))