premier baisé
41. fijo
(
10/05/2004 21:50)
oui,rehefa nanao izay hiaonana ianao nefa izy nanda dia hialao,fa efa tsy te hiaona aminao intsony izy izany.
42. rfm
(
02/07/2004 12:34)
Le biz alouh de tena masaka be .indrindra fa ny voalohany oh!!!...Amin'iny no tena mahafinaritra indrindra...
44. xxx
(
14/07/2004 08:18)
tsotra fotsiny izany ,satria ny bandy efa pro ,akipy ny maso de atranga lava be lela
45. atmos
(
14/07/2004 15:35)
fa nisy fotoana efa tapa-dela fa tandremo an, misy oul tena mihinan-dela mihitsy fa tsy mba mi-tsôda ny mi-baiser fts
46. methode
(
16/07/2004 00:12)
Fantampatatra ihany fa mahay teny gasy tsara ilay manontany fa saingy tsy te-ho fantatr'olona no anaovany teny frantsay eto!! Mora fantatra mantsy raha olona efa mpiresaka na dia tsy miseho aza ny anarana!! De ampio izy ho an'izay mahay fa za tsy mahay! Za koa vao hianatra!! Hihihihi
47. lema
(
16/07/2004 17:52)
dé ahona ndray lé trohana tampoka ireny lé léla mila hitsoka mihintsy an!!