Nem sy Sambos

21. oully ( 29/04/2004 12:40)
ok, mersi
22. bido ( 29/04/2004 17:33)
aiza no misy tena tsara eto @ nanata e !
23. rasissi ( 19/05/2004 18:08)
Ny ahy kosa ny mofo menakely, mofo baolina, mofo sakay no mba tadiaviko. Tsy mba nieritreritra hanai ireny tany an-tanindrazana e! Misaotra mialoha
24. jonyrapida ( 24/07/2004 11:36)
:D
Malalaka be ity resaka ity.
Satria misy karazany be dia be ny nem sy sambaosa ka sao dia "mihina nem any"
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2775