mpanao spaoro taloha

21. ikaretsaka ( 05/05/2004 20:38)
iznay ve tsy tena manoatra nohon'ny karetsaka harafesina mindridroka ny fanenon'ny vanintaolana isakarazany le
22. fijo ( 10/05/2004 23:11)
vao samy mihazakazaka 15 mn dia samy mivoaka lela daholo ko.
23. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:56)
tandremo izany fa mahafaty kle.. mba ampiasao ihany
24. kitjo ( 13/05/2004 02:33)
gggrrrrrrrrr
ze tratran'ny aina iany e
25. fijo ( 13/05/2004 23:59)
izay mihintsy ko.molomolo ihany sao difotra eo
26. kitjo ( 14/05/2004 06:57)
avec moderation
ze tratran aina iany oa ee
27. fijo ( 18/05/2004 00:02)
toy ny toaka ihany izany ko
28. Rojoukel ( 23/05/2005 08:47)
Na de kotrakotrana kely madinidinika ao antrano aza nge de efa milay fa tsy voatery we hitady fotoana be. Ze mba hampivoaka an'le souffle fotsiny de efa mahazo aina kely de zay. Tsy mety le we manao lavitrezaka be in-1 mandeha / semaine fa manjary tsy afaka ndray ny courbature rehefa mandeha miasa na mianatra de tsy à l'aise any ampiasana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3441