règles vachement douloureuses !

23. xxx
(
18/05/2004 11:59)
le solution'i hendry voalohany io no nandaitra tamiko,misotro rano,tsitapitapitr'izay dia afaka!
de nisy akama zay koa: possible ihany ilay hoe tery fa dokotera ihany koa no nilaza azy fa misy ilay karazana nofotra(azafady fa izay koa ilay fitadidiako azy mazava tamin'ny terminale :)) maanosarotra ilay miendaka ho lasa ranony iny dia izay no mankarary satria mbola misy mibolongana. dia nasainy nihinana magnésium koa.

24. ikaretsaka
(
22/05/2004 03:27)
io magnezium io tokoa aloha nyhenoko @ resak'olona be ra sy very ra e.. fa tsy hoe ilay regle mararay fa ilay regle be ra

25. hendry
(
22/05/2004 08:08)
na zany aza, aza mandrairay comprimé fahatany tsy nahazoana alalana fa mety hahafaty. Misy namako zay nanavy nandritry ny règle, tsy nahalala dia nihinana aspirine fa nanao hémoragie be, nentina tany @ hopitaly mintsy.

28. booboo
(
30/06/2004 12:08)
Nisy ostéopathe zay nilaza tamiko oe indraindray ny bassin no tsy mipetraka tsara @ toerany no mahatonga ny règles douloureuses. Sô misy voan'izay ny namana sasany no nitenenako an'io.

31. booboo
(
01/07/2004 20:27)
lé aza miteniteny fôna ramaso fa homboiko eo enao a ! hihihihi
olly>terriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiible lé ramaso raha hiteniteny fôna ! hihihihi
olly>terriiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiible lé ramaso raha hiteniteny fôna ! hihihihi

32. gandy
(
01/07/2004 20:40)
Ny bassin'ny fivondronana ve no tianao tenenina Booboo an?.mety nanasan'olona lam-bamaloton-jaza angamba izany dia mila hodiovina kely a!a!a!.Tsy mahitsy leisy ny regles-ny dia izay no mahatonga izany an!

34. gandy
(
02/07/2004 09:14)
Stam! leisy e! rehafa tery andao halalahana fa betraka koa ny tia hanasa lamba e!a!a!a!