manimba ny toaka

21. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:30)
arakarak'ilay "gasy" io amiko.
Samihafa koa ny voky sy ny hoe voky loatra...
22. rija ( 28/04/2004 06:36)
Zà misotro bobaka fa tsy midegany fotsiny de zay sady tsy manao marary vao mijanona fa mahay maka tsirony. ôtran'ny fitiavana zavatra rehetra ihany io e fa za mba nisafidy ny toaka sady tsy manelingelina ny hafa de zay !
23. beko ( 28/04/2004 09:19)
ilay toaka fahavaloko taloha e!
manjary namana mpanampy tsy foiko
24. fijo ( 28/04/2004 22:27)
za aloha ny hisotroako ry akama tsy ho mamo fa le miaraka maro eo no tena mahafinaritra ahy.
25. tsilan ( 29/04/2004 01:18)
Fijo,
rehefa misotro dia misotro, toa anay ihany eh. Na kely io na be.
Fa io sahala amin'ny fanafody ihany rehefa diso fatra dia izay no izy, lasa poizina na tsara aza.
26. fijo ( 29/04/2004 23:01)
ka izay no tsy hisotroana be.
27. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:29)
misy fisamihafany ny misotro toaka sy ny mamolava an.. mots 2 samihafa tanteraka ireo tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5337