Adin'ny firy

21. kally ( 23/04/2004 16:16)
hi hi hi bedy?Iza no bedy ry Fijo?T@ inona izany?
22. oully ( 23/04/2004 16:46)
misy zavatra hafahafa indray amin'i fijo sy kally an!
23. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:43)
ny anay aza adiny 12 ny decalage.. fa lasa izao e
24. fijo ( 29/04/2004 04:50)
oully an,ka fijo anie tia mikaly e.ih,ih,ih,fa izy io koa masiaka kely izay rehefa misy mibolila kely ato.
25. olly ( 16/05/2004 19:18)
ozy le akama ray zay oe "ato angé misy lakoly mitsy é!hi!hi!
26. olly ( 16/05/2004 19:19)
ozy le akama ray zay oe "ato angé misy lakoly mitsy é!hi!hi!
27. olly ( 16/05/2004 19:20)
ozy le akama ray zay oe "ato angé misy lakoly mitsy é!hi!hi!
28. olly ( 16/05/2004 19:22)
ozy le akama ray zay oe "ato angé misy lakoly mitsy é!hi!hi!
29. 2689 ( 22/05/2004 07:52)
Za esoriko ny droit @ serasera.org ao am-piasana dia aty @ cyber isaky ny WE sisa no mi-seraseradotorg. Fa raha tsy izany angamba efa voaroaka hoatrizay!
Dia ity misy fangatahana ho an' i admin. Rehefa mandefa imailaka hoe Hafatra vaovao dia asehoy eo @ lohateny ilay olona nandefa,dia toy izany koa ny hafatra hoe nisy namaly ny resaka toy izao, dia mba apetraho eo @ lohatenimailaka ilay lohahevitra. Satria mantsy raha herinandro aho no tsy mitsidika mety misy hafatra 20 ao dia lany fotoana hamaky mail fotsiny fa tsy hahatsidika ny serasera. Raha mba hita @ lohatenimailaka ilay izy mba tonga dia fafana fotsiny.
30. fijo ( 24/05/2004 21:44)
marina io satria dia maro tokoa ny hafatra tonga ny alatsinainy ka variana mamaly ireo aloha ny tena vao mandray anjara ary amin'ny forum.
31. ikaretsaka ( 24/05/2004 22:16)
izay mihitsy... ny ahy aloha ny mafinaritra anahy io mitsipona akotry io e....
32. kitjo ( 25/05/2004 16:28)
ny anah aloha d misokatra eo foana mazana ny serasera na ao an-dakilasy aza d mivoka miditra oh reo nolazain namana hafa ireo. fa oh oe connecte fona

fa za lou zao vacance d nandany fotoana maro2 androany e,
Refa oe tsisy atao d lasa mijanona maharitra ato aloha e, ary d misy lakoly mitsy.

fa refa mi chat (;-)) d ts mamoha serasera mitsy aloha fa tsy concentree ko,ihihih
D ny loza koa le oe hijery valina forum iray fts no nidirana d nahavaly bdb vao tafavoaka

Mahafinaritra le izy, fa manahirana ny fiantraikany nddray fa za manko tratra t@ exam farany teo d fay kely aloha,hhiiih

mankasitraka ny tompon'andraikitra rehetra, indrindra tsika ato @ forum,
Ny anah ny olana zao d tsy misy miresaka amiko tsn ny olona tsy ato @ forum fa miavona hono a fa tsy arako tsn mamaly azy nefa.
Ny hafatro ao zao mbola misy 135 vaovao tsy voavaky androany nefa mba efa miezaka iany d lazain ol miavona
ouinnn
33. yonikafopl ( 25/05/2004 21:20)
za rey olona dia angamba dia hatory eto mihintsy ka, marina e! efa haraina ny andro mbola eto ihany aho, efa matory fotsiny any ampiasana, rehefa sendra malalaka kely aza indraindray any dia manokatra kely dia veriana kely eo aloha , soa ihany fa tsy misy mahay izay soratako ny olona. Tena gravy raha tsy mamola tena dieny izao ka, tay mahafoy ilay eto e! rehefa le eo am-pandriana tsy mahita tory dia voasarika kely hanokatra serasera.org indray, oups
34. kitjo ( 26/05/2004 03:06)
ihihhiihhhi
le ao am-pianarana iny no milay satria misy tsirony kokoa enao le miome nefa tsisy mahalala oe in arty mampime,ihihhihiih

enga anie tsy lazainy ho adala fts!
35. chipie1 ( 26/05/2004 09:22)
za na antrano na ampesana de miditra ato fôna zany oe tsy aiko tsony zany na adiny firy na firy indrindra mou refa mafana resaka ao am tchat ao hihihihi
36. fijo ( 27/05/2004 23:45)
za moa dia tsy mifoka sigara na rongony,fa dia ato izany ni ahy no doziko e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5087