Fihaonana faharoa aty am-pita

61. oully ( 21/05/2004 12:53)
voninkazokely> dé misaotra mialoha eh!

Ny ahy koa alou dé ilay aogositra no mety amiko fa raha jolay no lany dé raikitra fôna eh!!!
62. ralay ( 21/05/2004 18:58)
Tsy misy ankanavaka fa izay te ho tonga dia raisina soa aman-tsara na avy any USA na Japon na Afrique du Sud na Pôle nord koa aza; izany hoe ny rehetra e fa lazao fotsiny aloha izay fotoana mety aminareo na ny juillet na ny août dia ho hitantsika eo e! aplisy indray ary
63. fijo ( 24/05/2004 22:06)
ny ahy izy roa mety amiko.
64. saova ( 25/05/2004 21:32)
ary inona no atao @ ity été ity?????
65. chipie1 ( 26/05/2004 08:48)
ato am serasera aminity été ity no programa ry saova...
66. fijo ( 26/05/2004 23:13)
misy hoany an tanana misy toa hijanona aty .
67. oully ( 27/05/2004 17:54)
Amin'ny été amin'ny heritaona no misy fiarahana matotra eo amin'ny serasera aty am-pita fa dia fandriho dieny izao ny fotoana. Hanapaka ny daty sy ny toerana angamba isika amin'io volana ambony io. Misaotra antsika isika.
68. fijo ( 27/05/2004 21:53)
sika sika indray izany fa tsy serasera e.ih,ih,ih,mba natao hiomehezana iny,fa amiko efa ok ireo volana roa ireo.
69. booboo ( 28/05/2004 08:10)
tsy aleo ve tonga dé tapahana fa tsy atao angambany ?
70. oully ( 28/05/2004 16:09)
Ireto zany no vaovao farany avy any amin'ny Ds dia hanapaka isika:

1) Le Châtelard (Lyon - Francheville le Haut):
Malalaka ny 23/24 avril 2005 na 7/8 mai 2005.

2) Ressin (Nandax) près de Roanne.

3) Chateau des scouts (Le Breuil):
Ahofa manokana ivelan'ny fianaran'ny mpianatra.
71. sipagasy ( 28/05/2004 16:20)
Ary ny saran-dasy? manao ahoana amin'ireo ry ouly??mbola mamaly eto ihany aho ny mety ho hitako é!
72. chipie1 ( 29/05/2004 08:59)
fanga tsy oe été ilay izy ry oully?? sa ilay 2) sy 3) ny daty kou ve mitovy am ilay 1) ???
73. booboo ( 02/06/2004 11:13)
zà koa mitovy @ fanontanian'i sipagasy sy chipie1 ny fanontaniako
74. ikaretsaka ( 02/06/2004 13:09)
eny tokoa hoa .. mba matory kle
75. ralay ( 03/06/2004 02:34)
Tatitra nataon'i ds fotsiny ireo lazain'i oully ireo fa ny date dia ireo efa voalaza taloha ihany no hifidianantsika dia ny debut ny volana juillet na août 2005 izany. Mbola ho avy ny toerana hisafidianana fa aza matahotra fa misimisia aloha ny manome ny heviny @ ireo date roa ireo.
76. kaladala ( 06/06/2004 04:51)
ataovy anatin le hisafidianana aty amiany ary e, raha tsy zany tongavanay any nareo,ihihihi
77. kaladala ( 06/06/2004 04:53)
Aty @ 18 io, fa raha tonga any izah mety ho sitrana anefa
78. ralay ( 06/06/2004 04:53)
fa aiza no misy anareo ry kaladala aloha fa tsy fantatray sy tsy fantatry ny ol a
79. booboo ( 21/06/2004 14:47)
dé aiza ho aiza izao ity raha ity ?
80. yonikafopl ( 21/06/2004 20:55)
any tokotrany ho aho , toa tsy nisy tohiny nefa mba te hanamboatra progany zahay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031