Fialan-tsasatra

21. oully
(
20/04/2004 12:55)
ikaretsaka> tsy mila manao fialan-tsasatra anie dia efa mahita eh, sady tsy mila miandry volana Août.
Tsara tokoa anie any Ifaty any ry kally eh
Tsara tokoa anie any Ifaty any ry kally eh

22. hendry
(
20/04/2004 14:09)
Misy hotely tsy lavitry ny tanàna kosa ao Nosy Be e! diso ampovoan-
tanàna loatra ndray aza ngamba, ohatra ABUD.
tanàna loatra ndray aza ngamba, ohatra ABUD.

23. kally
(
20/04/2004 15:50)
Misaotra ry reto fa mahafinaritra daholo ange ianareo ireto e!
Ilay hijery sipa aloha efa tsy taonako intsony e! hi hi hi,sady ilay mangingina vitsivitsy olona no tiako.Ilay amoron-dranomasina mihitsy indray no tiako ny hotely.
Ilay any atsimo indray Oully ohatry ny lavitra ihany a!Ny fotoana fohy dia fohy.

26. kally
(
21/04/2004 08:26)
Rahoviana i Oully no handeha dia hiaraka isika e!hisy ohatr'izany indray ve raha tafaraka?

27. kally
(
21/04/2004 08:27)
Rahoviana i Oully no handeha dia hiaraka isika e!hisy ohatr'izany indray ve raha tafaraka?

31. oully
(
22/04/2004 15:15)
nareo kou aza mananihany eo fa raha vonona dé handao kou hiaraka aminay. Rôvina njy no mandé ry kally ah?

33. ikaretsaka
(
22/04/2004 23:01)
ndao mba hoiaraka aminayyy hozizy le hira rehefa alahady maraina ao @ Radio Madagasikara iny