Titre sy album malaza?
22. oully
(
22/04/2004 12:12)
Ary Tovo J'Hay toa tsy misy miteny mihitsy, io anie zao no tena top any eh! sa....?
23. ari.malala
(
22/04/2004 13:04)
Tia tokoa ny titren'ny album Tovo J'hay, ilay hoavy no titre ny album Ambondrona. Big Jim D mpihira HH.
26. ari.malala
(
23/04/2004 13:47)
ka 3% kosa v! tsy mampitaha lakana aman-jahatra va enao r'ikaretsaka ra izany?!
27. hendry
(
23/04/2004 14:15)
zaho mba gaga. Mba i Joy K na Zay na Nanie no ampitahana @ tovo J´Hay fa tsy 3%.
Fa tovo J´Hay tsara ka!
Fa tovo J´Hay tsara ka!
28. donemaskit
(
23/04/2004 18:07)
Joy K tsy mahay mozika mints ! ny feony koa tsy ao raha ampitahina @ Zay na TovoJay.
29. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:06)
fa arrangee tsaratsara kokoa ny hirany raha mihohotra @ 3% sy tewmpo gaigy
32. ikaretsaka
(
26/04/2004 21:13)
arakaraky ny gout indray ambondrona.. no comment .. ny arrangement aloha de ao tsara e
35. ikaretsaka
(
02/05/2004 20:21)
ie.. i poopy misy hirany tsara misy hirany ratsy.. ny hitako defaut kelin'i poopy an dia indraindray izy mihira hira tsy mety @ feony sy ny fomba fihirany fa lasa karazan'ny ataony forcing fotsiny ilay izy ..
37. ikaretsaka
(
03/05/2004 18:41)
fa misy ange hira tena tsy mety @ ilay mpihira mihitsy e.. ohatra hoe i Jaojoby ampihirana Rahoerson ohatra! na i Hantatiana ampihiraina Rah Kicky
38. fijo
(
03/05/2004 23:11)
izay mihitsy.i poopy tia milantolanto tsy mihetsika,nefa te hanao hira mba manaitaitra dia tsy dia mivoaka loatra.fa hoan' izay tia azy moa dia tsara foana io na dia ratsy aza.
39. ravatorano
(
04/05/2004 08:54)
ireo hira nalahatry djoul tery ambiny be tery dia hitanao ao amin ny wanadoo ary azo henoina tsara.
Ny malaza moa izany dia izay mahafeno an antsahamanitra na Antsonjombe sy ny palais des sports eto Antananarivo dia ireto avy izany : Poopy,Bodo,Njakatiana,DinRotsaka,Ambondrona,Tovo Jay , Kiaka , Tselatra , dia ireo bandy mpanao komika ireo dia i francis turbo , ry goth sy izy telolahy fou hehy
Amizao fotoana dia mampiakatra antsehatra ny mpanakanto ny look dosol ary hanao toy izany koa ry zareo ao amin ny Mars atsy ho atsy.