ze te hamoron kira dia mamoron kira

21. vahona ( 21/04/2004 00:35)
tena tohizo ny famoronan-kira sao mba hivoaka radio daholo dia mba malaza ohatran-dry zalahy
22. delvechio ( 21/04/2004 02:18)
ina ara ny atao anaran ny groupe tsika e?
23. fijo ( 21/04/2004 23:15)
izay mety hanintona olona aloha e
24. ikaretsaka ( 21/04/2004 23:55)
YsotrY misy AmbondronA dia YsotrY ny antsika ko
25. fijo ( 22/04/2004 04:47)
dia inona no kil hoavy ao le
26. vahona ( 22/04/2004 05:39)
tsy aleo ve atao hoe ivato dia @ izay mba lazain'ny olona hoe mihajahaja dia @ izay zareo attire tsara!
sa atao hoe:BEAUGOSSE?
27. lalapiso ( 22/04/2004 13:48)
za manana tononkira asio feony izay mahay!

Ramatoa Rangory
Isaky ny hatory
Mitondra zingabory
Hanasana feeeee
28. fijo ( 22/04/2004 22:02)
milay be fa avohay e
29. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:43)
dai ohatran'ny ahoana ny feony? atao feo ana la marseillaise?
30. delvechio ( 23/04/2004 02:53)
sa tonga d din rotsaka?
31. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:09)
de asiana dobokaponga be sty;e 3%
32. delvechio ( 24/04/2004 02:02)
hahah! aleo less tonga d 100% an! tonga d enjana b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0869