Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Mombamomba : ilaina ve?
21. soa
( 29/04/2004 17:54)
avelao @ zao e! izay choix ihany ange io e! sady manisy suspens satria @ zay misy hiresahana tsara hifankalalana tsara!
Hamaly
22. admin
( 02/05/2004 09:39)
Ok arany
Tsy kitihana izany ity fa avela amin'izao ihany. Izany hoe sady tsy terena tanteraka ny olona kanefa kosa rehefa te hijery ny mombamomba ny hafa ianao dia tsy maintsy mametraka ny momba anao.
Hamaly
23. hendry
( 03/05/2004 17:39)
zay mihitsy.
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9469