L'avantage d'être une femme au XXIème siècle

21. vahona ( 21/04/2004 01:03)
samy mana ny avantage na ny lahy na ny vavy!
22. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:23)
zay mihintsy
23. fijo ( 21/04/2004 22:36)
lasa kamo ny sipa ko
24. pitchou ( 22/04/2004 15:17)
@zay mba miha-mazoto ny bandy @ fikarakarana tokatrano ko
25. fijo ( 22/04/2004 21:07)
tsssss izay izany ilay 69fon tokan trano?mivadika ny rasa?
26. vahona ( 23/04/2004 06:00)
atao hoe mba miha-mazoto zany ny bandy mba tsy hifandirana lava eto e!!!
27. pitchou ( 23/04/2004 14:55)
tsy mila mifanditra @zany ka! aleo nareo mandroso miha-mazoto toy izay mihakamo!
fijo ange be resaka eo nefa mahafatrapo @ fanaovana raharaha ao an-tokantrano e! indrindra fa ny ao an-dakozia ! hihihihi
28. hendry ( 23/04/2004 15:38)
hay ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2772