Le travail et les femmes

21. ikaretsaka ( 21/04/2004 22:09)
zay mihitsy
22. fijo ( 22/04/2004 04:46)
rajhl mitady handany andro hanoroka ny sipa manja rehetra an
23. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:07)
Ka zany izy hoe efa sipa manja izany kou! dia avela fotsiny ho lo eo ve?
24. fijo ( 22/04/2004 22:25)
any ambadika iny rajhl enjehana fa rehefa miasa dia iny aloha atao sao josefine no voasoratra ao anaty tantitra
25. ikaretsaka ( 22/04/2004 23:02)
zay manko
26. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:03)
mety koa izany
27. pitchou ( 23/04/2004 18:33)
fanina angamba nareo ireto raha tsy miresaka vhv ka! hatr@ fomba iarahabana azy avy isahirananareo!
28. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:18)
ifandimbiasana io ry pitchou an.. nareo koa miresaka lehilahy
29. jhouhlambout ( 24/04/2004 09:22)
marina mihintsy izany!
30. booboo ( 16/06/2004 13:42)
31. jhouhlambout ( 17/06/2004 09:49)
32. fijo ( 18/06/2004 04:46)
mifampiresaka miafina isika ka aza sosotra ianareo e.
33. pitchou ( 23/06/2004 16:12)
d manao toetra mahasosotra otran'izany aminareo ko ve? tsy mbola nahita aho alou sa zà irery no tsy manao an'izany? kay!
34. jhouhlambout ( 23/06/2004 17:16)
mahasosotra @ ahôôôôônaaa ary?...
35. fijo ( 23/06/2004 22:28)
mody hendry indray i pitchou an.
36. pitchou ( 25/06/2004 17:09)
tsy nahalala akory aho hoe fahendrena ny tsy fanaovako an'izany ko!
fa raha tsy mandany andro sy fotoana ary ron-doha @zavatra otran'izany nareo lhl rehefa any am-piasana fa mifantoka tsara @ asa ampandreketinad angamba mety mba handroso kokoa ny orinasa na ny firenena an!
37. jhouhlambout ( 25/06/2004 20:47)
... handroso kokoa ny orinasa na ny firenena ary hitombo ny vehivavy mitaraina ny tsy fanajana azy!! Sa ahoana??
38. pitchou ( 28/06/2004 04:55)
@ jhoul v ny atao hoe manaja vehivavy d ny mikitikitika ny vehivavy mpira-miasa sy be komantera aminy? hafa indray izay fahalalam-pomba sy fanajanao zany saingy aleo tazoninao ho anao fa aza atao any @ toeram-piasana misy vehivavy gasy!
39. jhouhlambout ( 28/06/2004 09:13)
pitchou> Tsy nisy nilaza: mikitikitika izany teo! Fa fomba fiarabana fotsiny no novelabelariko teo!!
40. pitchou ( 29/06/2004 06:18)
nttttssss! fomba filazanao zany saingy ny fanaonao hafa ko! hita taratra @fomba filazanao sy firesakao azy ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484