inona no mahasamy hafa ny..

1. joda ( 08/04/2004 09:13)
inona no mahasamihafa ny salope sy ny nymphomane e..
2. jhouhlambout ( 08/04/2004 09:24)
Nympho tsy mety afa-po ary ny Salope vetaveta
3. hendry ( 08/04/2004 12:52)
inona ndray ary ny mahasamihafa ny salope sy ny vicieuse?
4. joda ( 08/04/2004 16:38)
manque vis...mitapitapy
5. angie ( 08/04/2004 19:00)
misy manoratra dict hard koa anga ato
6. fijo ( 08/04/2004 23:44)
ny salope maloto ny vicieuse io tsy ampy visy io
7. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:05)
8. ralipo ( 10/04/2004 07:02)
manque vice # vicieuse
9. ikaretsaka ( 10/04/2004 15:17)
arakaraka ny fisaina io talipo fa mety ho marina
10. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:26)
vicieuse = betsaka ny vices(fahotana)
11. donemaskit ( 11/04/2004 16:55)
salope ihany koa manota
12. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:19)
azavao ilay hoe manota,,relatif be io manko
13. sejianis ( 12/04/2004 14:22)
ary inona ny mahasamy hafa ny vicieuse sy ny visu gasy hi,hi,hii
14. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:51)
ny 1 euse dia ny 1 gasy fa samy visy
15. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:06)
vita gasy! hihihi
16. fijo ( 13/04/2004 22:33)
ny vita gasy tsara ny vita salope ratsy
17. ikaretsaka ( 13/04/2004 22:51)
zany hono
18. fijo ( 14/04/2004 21:10)
aiza ny hevitra sasany e
19. sejianis ( 18/04/2004 15:03)
inona indray ary no maha-samy hafa ny vicieuse sy ny vice-platine e!
20. angie ( 19/04/2004 08:58)
Le mamaly koa ange toy ny tsy ampy visy e. hihihi, aza tezitra fa sangy2 io an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2279