Resak'X

21. xxx ( 19/04/2004 14:17)
ka lasa x2 sa x3 de mitatra kou!!!
lasa ohatry ny hoe nasiana levure na bicarbonate de soude.
imailaka
22. xxx ( 19/04/2004 16:42)
mpihira koa i Xsi sy Ma ka
Ramaso
23. xxx ( 19/04/2004 16:43)
mpihira koa i Xsi sy Ma ka
Ramaso
24. xxx ( 21/04/2004 17:53)
Toa ohatran´ny tsisy resaka mivaingana ato @ x koa, aleo ihany any @ tsy x, sa ahoana?
xxx
25. xxx ( 21/04/2004 19:15)
Iza ary izaho?
Iza ny miafina ao anatin'ito X ito ô?
hihihi.....
26. xxx ( 21/04/2004 20:15)
X o !
xxxxxxxxxxxxx
27. fijo ( 21/04/2004 23:23)
ary tonga indray kay rindranavalona.fa taiza foana le?
28. ikaretsaka ( 21/04/2004 23:30)
dia iii maditra ooo
29. xxx ( 22/04/2004 07:37)
Ary ito ambany ito?
30. xxx ( 22/04/2004 08:26)
Fantatro io fa za tsy hiteny. Ito amboniko ito zany ah.
Io i xxxxxxxxx ilay mani'x.......mpanao manipula-x.
Mitady hiverina an'x.

Dr X
31. xxx ( 22/04/2004 10:47)
Ary za mbô iza ary ô?
32. xxx ( 25/04/2004 07:59)
Fantatro ô! fa za tsy hiteny!
33. xxx ( 25/04/2004 17:46)
Fatomas be daholy le
34. beko ( 26/04/2004 21:13)
Vao resak X dia mazoto mamaly daholo zareo isany
35. xxx ( 29/04/2004 07:14)
koa efa hoe X kou
36. win ( 26/05/2004 00:05)
XL ve ilay izy sa XXL e!
37. kitjo ( 26/05/2004 03:00)
X au carre
38. booboo ( 10/06/2004 23:16)
39. xxx ( 20/06/2004 16:09)
Aza valiana ity hafatra ity fa mandeha ho azy.

Raha tsy tianao ho hita intsony ity resaka ity dia aza sokafana ity loha-hevitra ity.

xxxxx

40. xxx ( 06/07/2004 20:02)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1788