Lamaody, Lela, Lehilahy.

1. oully ( 03/04/2004 18:07)
Ireo hono no fakam-panahintsika vehivavy. Ny lamaody aloha tsy mahagaga fa maika mihitsy isika amin'io. Ny lela ihany koa dia tena mahakinga antsika ny mampiasa azy (fanaratsiana, fifosana,....) gaga mihitsy aho raha namaky tao @ baiboly fa hoe ".... eo amin'ny momban'ny tenantsika dia ny lela no mampipentimpetina ny tena rehetra ka mampirehitra izao zavatra ary rehetra izao, ... (jak 3:6). Ny lehilahy moa dia anjaranareo no manohy azy ...
novalian'i fijo ny 07/04/2004 22:48
2. donemaskit ( 03/04/2004 18:22)
maro nareo no adalan-damaody !
3. ikaretsaka ( 03/04/2004 18:26)
ka izay ilay maha L sy maha V ko
L mitsdy V moa ny V mitady L
4. tiana1 ( 04/04/2004 17:05)
nareo kou ! Resaka sérieux no tadiavin'i oully.
5. nenitiana ( 04/04/2004 17:59)
Ny lamaody kosa ry oully tsy azo lazaina hoe fakam-panahy a! amiko aloha satria ilaina ny fahaizana mitafy sy mampihaingo ny tena satria isika no ravaky ny rehetra. Ny lela indray dia izao io no maha-vehivavy ny vehivavy, nefa raha ny tokony ho izy dia @zavatra tsara no tokony hampiasantsika azy , fa tsy @ resaka fosafosa sy fanaratsiana. Ny vehivavy hendry dia mahay mandanjalanja izay havoaky ny vavany.Ny lehilahy angamba no ataoko ho fakam-panahy , nefa raha manana iray ianao, iray hoy aho fa tsy mihoatra dia tsy hitako izay maharatsy azy.
6. donemaskit ( 04/04/2004 18:13)
ilay adalan-damaody, ohatra ny ho faty raha tsy mahazo ilay kiraro vaovao, na ilay jean... zay lé ratsy.
Manana sipa/bandy 1 mety, raha mamba sipa/bandy no ratsy.
7. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:42)
fa misy tena hoe raha tsy a la mode de marary mihitsy an
8. hendry ( 05/04/2004 10:31)
Arakarak´ilay olona io. Mety betsaka ny miteny hoe ny vhv no be adalan-damaody noho ny lhl, zaho nefa mahita hoe mifanahatsahana ihany ilay izy. Betsaka ny bandy fantako mpanenjika lamaody indrindra kiraro. Ny vhv saika mirona bebe kokoa amin´ny akanjo. Fa tsy hitako zay maharatsy azy raha mahatakatra. Ny adalan-damaody mampandefitra ny zavatra hafa tena ilaina noho ny lamaody no hitako ho tafahoatra loatra. Misy namana izay fa aleon´izy telo mianadahy (lahy iray sy vavy roa) miafy amin´ny sakafo toa izay tsy mitafy ilay akanjo lamaody sy manao ilay kiraro vao nivoaka.
9. hendry ( 05/04/2004 10:36)
Ny resaka lela ndray, iny aloha dia anisan´ny ankahalako antsika vhv e! Araky ny tenin´i Nenitiana hoe tokony tsara no ampiasaina an´ilay izy fa tsy fifosana sy fanaratsiana ary ny fitsikerana fiainan´olona. Ny vhv mivoatra nefa toa tsy dia mirona loatra zany ntsony raha ny fahitako zay. Ny resaka lhl, samy azon´ny fakam-panahy amin´io daholo na lahy na vavy. Ny hitako mahavoa ny vhv fotsiny ngamba dia betsaka ny vhv mivaro-tena noho ny lhl, zany hoe tsy resaka lhl amin´ny ankapobeny fa resaka hamaivanan-
tsaina zay mitarika ny tena hanaonao foana.
10. bice ( 05/04/2004 10:50)
nenitiana> ary ny lehilahy mbo ahonana, toa tsy voalaza?
11. ravatorano ( 05/04/2004 11:33)

niala tamin ny resaka 3V oully de navadiny 3L njay.
Ny vhv adalan damaody aloha e , mba tsy itenenana hoe izy rhtr de aleo atao hoe ny 99%>Ny lamody tsy ratsy fa izao ny lamody kouh ne manimba maso koa e!Aza mba tratran ny jo manao akanjo manasa pe ireny ka miseho eo dhl zay tokony tsy hiseho de manahirana be.Ny lela io no tena mahavhv anareo vhv.Anananareo io an ary de maro aminareo koa no kinga be amin izy io,tandra vadi koditra izy io ,mankahery izay namana vhv maniry hiala amin izy io(fanazavan i oully ery ambony).
Ny lhl indray tsy de hitako loatra kosa.Tsy fanka panahy io amiko fa ny S angambany de ekeko.Ny sosy e,ny vola>indrindra fa materialista zay le vhv dia aoka fotsiny fa dia tafarobaka,
12. nenitiana ( 05/04/2004 19:16)
bice a! mba vakio moa e! efa niresaka momba ny lhl aho ka, ni 1 hoy aho tsy fakam-panahy fa ny mihoatra no tsy izy kosa e!
13. fijo ( 05/04/2004 21:58)
ka raha tsy ampy ilay iray.dia ahoana
14. fijo ( 06/04/2004 20:49)
izay mantsy
15. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:55)
lozika zany
16. six ( 07/04/2004 06:30)
tsy azo lavina
17. fijo ( 07/04/2004 22:48)
natorely izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163