Lohahevitra vaovao : Lalàna

21. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:41)
torio...torio...torio...torio...
22. pitchou ( 12/04/2004 03:38)
hum! torina, oui mais ... marina fa lafo ny frais raha mitory saingy raha ny système judiciaire @ tany sasany dia ilay olona resy no mandoa ny frais lany ankoatra ny amendes pour préjudices sns. ny système sasany dia samy mizaka ny frais engager-ny ny mpitory sy toriana ka any @ onitra no récupérer-na izany. Raha ireo cas 2 ireo dia tsy tokony hisy olana ny fitoriana. Alohan'ny hitoriana anefa, tandremo tsara sao misy forme na diffamation publique na taiza na t@ fomba ahoana, fa manjary ny mpitory indray no ifoterany.
Fa tsy tokony havela handalo fotsiny ny zavatra otran'izao, ary rehefa hamely azy d aleo atao @ zay farany mahamay azy! aza mijery mihitsy hoe gasy ... satria raha manohy izy d hanimba ny bizina ny gasy tsara rehetra.
23. voninkazokely ( 17/04/2004 15:12)
Namerim-berina nanoratra tany amin'i MADANIGHT aho dia farany nisy namaly ka naverindry zareo ny chèque-ko.
Tamin'ny maraina aho nanokatra boite aux lettres dia gaga aho nahita valopy fotsy avy any Paris misy anarana gasy tsy fantatro kay nony nosokafako dia inona ny tao: chèque : 28,13€ .
Tsy misy lettre na inona inona miaraka aminy, farany hitako tery ambany tery misy soratra hoe: DEVEDI izay aho vao faly be ery!
Ka dia misaotra anareo rehetra nanoro hevitra sy nanohana sy nankahery ahy ka namaly ny hafatro fa dia faly aho fa niverina soaman-tsara ny volako.
Mahereza sy mitoloma hatramin'ny farany ho an'ireo izay rehetra voa tahaka ahy io!
24. samoina ( 17/04/2004 21:59)
Nahita ny fandrahonana teto @ serasera koa angamba izy niampy ny ttsin'i voninkazokely. Hanomboka hiambina boîtes aux lettres koa izany aho !!
25. voninkazokely ( 19/04/2004 09:17)
Mahereza Samoina an!
Marina mihintsy ny an-dRamaso!!
26. fijo ( 19/04/2004 23:37)
pitchou>marina fa azo atao ny mitaky ny frais de justice amin'izay resy,fa tadidio fa ny vola takiana anie ka ianao no mbola mankany mitaky azy e.zava misy maro aty dia resy ilay olona dia tsy alohany ny honitra ,tsy sahy mitaky ilay iray satria matahotra ny hoany hitaky,
27. ralay ( 20/04/2004 18:44)
Tara loatra aho vao nahita ity lohahevitra ity fa tsara moa izany fa efa nivaha ny olana ka dia ny amin'ny sisa no tsy hatao intsony no sady misaotra nilaza ny zava-misy mba haha mailo izay hikasa hividy zavatra @ io site io.
28. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:45)
ogahogay mihitsy kosa rehefa mi foplr klr
29. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:15)
Tandremo fotsiny sao izy indray no mangataka dédomagement pour préjudice moral! Satria FETSY izy!
30. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:38)
raha anananay kosa ny porofo.. ogahanay ka
31. pitchou ( 24/04/2004 16:29)
raha mbola misy maromaro tratran'izany ary tsy mbola nivaha ny olana dia azo atao ny mouvement sahala @zao ko! sa ahoana hoy i fijo?

ary nahoana moa no ilay olona indray no handeha hitaky ny vola any @ilay resy, fa angaha tsy misy système efa prévu hanerena azy handoa an'io?
32. perla ( 06/07/2005 10:01)
Efa mbô azo ve le dvd ry Vony amin'izao tsika miteny zao????
33. perla ( 06/07/2005 10:03)
Efa mbô azo ve le dvd ry Vony amin'izao tsika miteny zao????
34. dafagelo ( 02/07/2014 22:23)
mba mety misy afaka manoro ny tena vola tokony aloa marina @ fifampivarotana tany ve azafady fa vao voalohany aho no mba nividy tanimboly mirefy24 Ha @faritra ANTSIRABE I anefa lalantany tsy misy jiro rano, vao manomboka dia mandoa180000Ar alohan'ny hanaovana ny acte de vente any @ firaisana ka mampagaga ahy fa tsy ao aorian'ny acte de vente ve no manomboka ny fandoavana ny vola ka ny tena tiako ho fantatra dia ireo izay karazana fandoavambola tsy maintsy atao mandritra ny fanaovana ny fifampivarotana dia misaotra mialoha indrindra tompoko
35. dafagelo ( 02/07/2014 22:29)
dafagelo:

mba mety misy afaka manoro ny tena vola tokony aloa marina @ fifampivarotana tany ve azafady fa vao voalohany aho no mba nividy tanimboly mirefy24 Ha @faritra ANTSIRABE I anefa lalantany tsy misy jiro rano, vao manomboka dia mandoa180000Ar alohan'ny hanaovana ny acte de vente any @ firaisana ka mampagaga ahy fa tsy ao aorian'ny acte de vente ve no manomboka ny fandoavana ny vola ka ny tena tiako ho fantatra dia ireo izay karazana fandoavambola tsy maintsy atao mandritra ny fanaovana ny fifampivarotana dia misaotra mialoha indrindra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199