Sipa mpiodina
1. ralipo
(
02/04/2004 20:50)
Fanontaniana: Ahoana no ahalalana ny sipa mpiodina
Valiny: Mivembena izy rehefa mandeha satria fanina.
Valiny: Mivembena izy rehefa mandeha satria fanina.
novalian'i beko ny 26/04/2004 21:17
2. jhouhlambout
(
03/04/2004 08:17)
-Ahoana no ahalalana fa nisy nanodina ilay sipa?
val:Mivembena koa izy rehefa mandeha satria fanina.
val:Mivembena koa izy rehefa mandeha satria fanina.
7. six
(
07/04/2004 07:43)
raisina amin'ny tanany roa d le miodikodina be reny e, ny ankizy kely mantsy mbola maivana kely...........
13. beko
(
26/04/2004 21:17)
ilay sipa ve no miodina sa ilay zavatra no ahodina e ? tsy arako intsony le film