ny sandam bola malagasy ( tohiny ) : 1 euro = 12 000fmg
21. kitjo
(
06/04/2004 06:48)
tsy d "protectionism" arabakiteny toy ny taloha ange io ry alz e,an-kolaka no atao,amporisihana ny malagasy ampiasa vola ao an-toerana satria ny gasy ange ze manamb-bola aleony mametraka vola @bank any andafy....
Mba mila havaozina koa ireo orinasa gasy sady ampanarahina ny toetr'andro
Fanomezan-danja ny vokatra malagasy koa io,satria be lotra ny entana importes ao amintsika,
Fa na fireenna aiza na aiza manao an'io "protectionism"io dol fa ankolaka,
Hamafisinao fts ny fepetra fampidirana entana ao Dago ary manao ezaka ny fanjakana @fanaraha-maso (efa manomboka an io ny douane amzao),....
Efa anatin "privatisation"tsika tsy afaka ahano "protectionism" arabakiteny be taloha tsn fa maro ny politika azo anatanterahina azy.
Lasa miankina @vahiny dol mitsy ange ny toekarena malagasy e,vahiny ny tompona orinasa,vahiny mpampiasa,vahiny tompon vola, entana vahiny ny manarona ny market rht,
Tsisy contre attaque mitsy zany tsika fa ze tin zareo,ny dikany tsy afaka hi controle ny economy mitsy ny fanjakana

22. peluche
(
15/04/2004 14:44)
tsy de aiko lotra fa raha hafohaizina zany de hoe:misy lafiny tsara à long terme ny fidinan'ny sandam-bola malagasy satria mampiroba ny vahiny hampiodim-bola eto amintsika?
Na dia misy fiantraikany @ fiainana malagasy aza satria mihaina ny fahefa-mividiny zareo?
tsy azoko tsara le hoe inona ny relation ny halafon'ny euro sy fiainany gasy,hazavao hoe

23. fijo
(
27/04/2004 20:29)
araka ny efa noazavaina teo dia theorie ireo nadia tsara tokoa aza.ary dia tena mazava be.hoanay tsy mahay eco.ny tiako ampiana kely dia tokony asiana mesure d'accompagnement ny zavatra toa izao satria ny olona noana tsy hiandry roa taona fa ny ihinana aloha vao misaina sy mihaino.
25. kitjo
(
30/04/2004 19:47)
marina dol zany, fa zay no lazaiko oe theorie reo,
fa ny hanatanterahina azy anefa mila olona mahay reo theorie reo d eo no ahitana azy oe mahay sa tsia.
Fa manomeza ary nareo sloution e, sa ampy ve ny mitsikera fts ,d hanao inona aveo?
Ankoatra le resaka production locale ery ambony, MBOLA THEORIE IANY TY, d ny fampiakarana ny taux d'interet @ bank no vahaolana voalohany @ "inflation",
satria "hono" amzay mihena ny olona mpindram-bola, mihena ny demande @ zvt rehetra "indrindra @ tany mivelona @ importation oh antsika".
Rehefa mihena ny demande manko dia midina ho azy ny vidin'entana,
"Theorie" oa io an, lazao ndray ny hevitr'isika momba an'io,
Za aloha tonga d manana e: Raha tsy afaka hindram-bola moa znay, ny eo an-tanana tsy misy d ho aiza, ts vao mainka loza, fa d tsy haiko fa resaka economie ary resaka technik moa le sujet d mba miteny aho ze kely fatako
( Mba mahita hevitra ko amzay refa manao projet ,hihiiih)

26. kitjo
(
11/05/2004 14:08)
Tena ts nisy namaly nony nanontaniana le.. nareo kosa ratsy fanahy e, za nefa mba saika haka hevitra hanaovako projet
ty ny tohiny fa ny gazety no namaly azy, fa znay oe ny hevitro iany moa no naveriny fa nampidiriny lalina be le theorie
http://www.midi-madagasikara.mg/
jereo @ archives raha tara enao ,date: 11 mai 2004.

28. ravatorano
(
25/05/2004 13:28)
efa 13.000 fmg izy androanay
tsisy ho lazaina intsony zahay fa dia mivalaketraka ambony ihany
Ireo theorie nolazainareo ireo dia efa fantatry ny mpikirakira ara ekonimika eto amitsika.Olon ny toekarena anie no mpitantana ao e aty tena isan ny sangany tokoa fa tsy ahy hoe maninn no tonga amizao isika na dia niakatra ho 41 dollar aza ny baril ny petro brut

29. kitjo
(
25/05/2004 17:04)
ENy e, mahay ny teknisianina ao fa ny ahy ny tanjoko oe tokony mahalala koa tsika vahoaka na d en general fts aza
Ahafahana mi-compre an le zava-misy io sady ahahafahana mitsara ihany koa ny mpitondra oe mahay theorie fts v sa tena mandaitra.
Ny vidina petrole miakatra io zao tokony hazavaina raha mahay zareo oe inona ny antony satria izy no voa amin io,
Tsy ao Dago rery tsinona no te hampiakatra vidin-dasantsy fa erak izao tontolo izao io,
Fa raha izao no mitohy aloha d mety ny ao ambony ao mitsy no misy tsy mazava koa e, mety misy xxxxxx manodikodina ao
Fa tsy norme tsn aloha io fmg milatsaka be ea ho 100% io,
Amiko aloha ny vahaolana araka efa nolazaiko hatrizay d ny fampandehanana ireo orinasa malagasy, fanatsarana ny vokatra ao antoerana, tsy manin manome "subsidy" ny fanjakana, manokana budget mitsy hanampiana reo orinasa malagasy aloha, hampihena ireo entana importe ireo,
Sady hidina koa ny vidiny satria mihena ny "couts" , tsy zay ve no zavtra ahazoan vahoaka tombotsoa aloha? sady vetivety? PPN io, fa asina norme aloha e, ayr raha PPN sy sakafo d ataoko angamba fa mahay tsika ary tsy ambany ny qualite fa ny resaka conditionnement @ fonony sy pozy ivelany fts no olana nefa ts koi znay refa azavaina ny olona

30. fijo
(
25/05/2004 22:54)
io fanampiana ny orinasa gasy io no hitako fa tsara koa.saingy matahotra moa ry zareo fa hoe bedin'ny OMC,nefa france usa,sy ny karazany manao io fanampiana io daholo.ka asa izay tsy hanaovana azy any?
31. kitjo
(
26/05/2004 03:36)
Inoako fa misy fomba maro afaka hanaovana an'io, oh eto Singa d ny taxe ahena ohatra, manome vola mihitsy ny fanjakana, mampiditra fitaovana ny fanjakana ary ampanofaina mora be ny orinasa eto an-toerana, ze entana tsara nefa akaiky no aondrana betsaka eto d tsy lafo afaka ifaninan eto an-toerana,
io fiarovana ny eto an-toerana @ lafiny maro io no tena mampandroso an zareo, na resaka asa io na varotra na ara-tsosialy

32. fijo
(
26/05/2004 20:42)
vao nandalo tany moa izao ny filoha gasy ka mino aho,fa nahita sy nisaina izay azo raisina tany izy.
33. ravatorano
(
04/06/2004 10:30)
o ry zareo ah tsy mitsaha miakatra izy ity.tokony mba hasiana toerana kely hahitana ny momba ny mid eto madagasikara eto amin ny takelaka.
Efa lsa 15.158 fmg izao ny cmp ary 16.005 fmg ny cours maxi
tena gaigy b

34. kitjo
(
04/06/2004 16:54)
grave!
tsitako tsn aloha ze lazaina fa ny zava-dehibe angamba dia misy azo antenaina ao fa efa misy asa miatomboka matoa mbola misy stabilite politique tsara ao amintsika.
Ary matoa tsy d misy akony na filazana avy @ banque mondiale, ataoko fa eo am-pametrahana ny tetikasa rht zareo, fa normale ilay inflation fa saingy tena efa trop lotra.
Enga anie ka hamokatra haingana fts ny zavatra ketrehany ao
Ary aona ndray ny hevitrareo @ hanasiana "stock exchange" ao Dago?
marche boursier moa @teny frantsay raha tsy diso aho.
Io manko no rafitra apetraky ny ankamaroan' ny tany miteny anglisy ary anisan tena mampandroso anzareo
Satria bdb ny "business opportunity" ao amintsika, rehefa tsy manana "fonds" iany ve tsika sao dtokony mba hiroso @io?

35. fatsoraly
(
04/06/2004 17:18)
Mbola ho ela kanefa rehefa misy ny finiavana dia vetivety kely.
Tsy misy mafy tsy laitran'ny "boto", saingy tsy misy manaiky ho "boto" fa samy manambonimbony tena avokoa ny ankamaroany.
http://www.bloomberg.com/markets/stocks/wei.html ny an'ny olona miroborobo fatratra ery!
Vive la frantsa hono e!

36. kitjo
(
05/06/2004 13:02)
Aiza no hoe mbola ho ela, ny an Malaisie sy Singapour izao io no fototry ny firoboroboan'ny orinasan zareo ary tsy manafatra entana avy any ivelany izany mihitsy fa vita eto aby ,@tany roa mitambatra zany, fa ny mpanam-bola avy any ivelany no mifandrombaka mividy "share".....
Io ngamba mahafehy ilay lazaiko hatrary ambony oe
- antsoy ny mpanam-bola hitondra vola sy fitaovana fa tsika gasy no mitantana sy manara-maso ary miasa fa betsaka ny manam-pahaizana
Afaka mametraka ny karama araka izay tsika fa ts ry zareo tsn no mametra azy.
- io koa ilay oe miaro ny orinasa gasy laziako oe "protectionism ankolaka"
Mbola malalaka ny tany ary betsaka ny 'main d'oeuvre", tsy latsa-danja @ an vazah ny fahaizana anana'ny malagasy.
Ny fahavonona no tsy misy hanao zavatra.
kanefa tsika efa tafalatsaka lalina be tsy aleo ve refa samy tsy ho hita ihany ny atao tsy aleo miditra @ "entrepreneurship", izany oe maka risika fa na lasa lavitra vetivety na milentika, toy izay hihanahana eo sady mihemotra tsikely2 iany?
nefa raha ny zavatra rhht ilaina ananantsika aby.
Ny ahiko manko refa misy milaza ho vonona amzay efa lanin vazah aby ny hoentimanana.

37. kitjo
(
05/06/2004 13:17)
fatsoraly> misoatra t@ le site
hay ve ao Maurice efa misy Stock Exchange e?tena badouraly za t@ iny
tsy mahagaga kay zareo raha raim kely oh io d lasa kooo, tsitako mitsy ze tsy ahavitana an'io ao Dago raha vonona.
Ambany be aloha sy negatif ny ao Afrique kanefa raha ny mosary sy ny ady any no jerena dia normale ary tsy mamparisika ny mpitondra vola.....