MPIVAROTRA HOSOKA

21. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:24)
misy aza siramamy gasy ftsotra be izao.. ilay izy iny mihitsy no nototoina.. dia vidiana lafo ery
22. ralipo ( 10/04/2004 04:44)
Fahefa-mividy sy enti-manana io ô!
23. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:28)
any @ mpivarotra zavatra luxe io siramamt gasy io ry lipo an
24. fijo ( 13/04/2004 23:57)
marina izany fa ny sirmamy mena mantsy dia BIO,ka izay no maha lafo azy.aty dia midianao lafo io BIO io,nefa any amintsika dia BIO daholo no misy saingy tsy hain'ny olona ny sandany dia manjary lazaina koe vita gasy.gaga koa izany i a256011 raha ilazako fa ny bonbon sakamalao aty dia 2.50euro ny enina.avadio vola gasy io dia lazao indray fa mahagaga izany.
25. a256011 ( 15/04/2004 05:51)
Artisanal
fijo> nahoana moa no tsy ahagaga izany, na ianao aza matoa milaza amiko izany dia tsy maintsy ho gaga ihany koa. Kanefa raha namidy mora ary ilay bonbon sakamalao, dia ho gaga ve ianao?
Fa izao: ny any amin'ny tany mandroso dia vitsy ny zavatra artisanal ka noramaly na amidy lafo aza ireny dia hisy mpividy foana, satria tsy maintsy misy olona mitady ny tsy ananany.
Manandrama anie ianao e ! aza ampilalaovina raha tsy kilalao téléguidé foana ny zanakao, ka rehefa manomboka leo izy dia mividiana kilalao vitagasy (Tomobila kapoaka), ho hitanao fa tsy ho tiany intsony ilay téléguidé, ary amin’izay fotoana izay dia TOA maneso ny zanaky ny tsy manana ianao.
Fa ho anay aty Dago, itondray siramamy fotsy marobe amidy mora anie e ! fa hifarombahanay.
Izao e ! Ny olona tsy mahay mionona fa mitady ny tsy ananany foana. Fa raha ny siramamy mena no vokarinao betsaka, dia hitady ny fotsy indray ny taranaka any aoriana, dia toa izany foana … Raha bonbon sakamalao no vokarinao betsaka dia hitady ny caramel indray ny zaza madinika… Ka tokony izay ilain’ny vahoaka no atao fa tsy hoe hitady ny mahagaga, nefa lafo…
26. fijo ( 15/04/2004 23:44)
marina fa mitady ny tsy ananany ny olona fa mba tokony hijery koa izay hoaniny.ohatra aty dia mora ny akoho ary isaky ny tsy mahita atao dia akoho no hanina,saingy akoho be ormonina no hanina aty.ka tsara ve izay.ny antsika mantsy avy dia hoe ratsy ny vita gasy.eo no olana.
27. a256011 ( 16/04/2004 11:00)
Ny hoe tsara sy ratsy aloha, tsy dia filaza loatra, satria arakarak'izay ilavan'ilay mpanjifa azy io. Misy ny mitady quantité fa tsy qualité. 0hatra ho an'ny tsy dia manambola raha te hanasa olona maromaro ohatra izy dia aleony mividy akoho vazaha satria mora, na dia tsy dia manao ahoana loatra aza ny tsirony.
Rehefa tsy dia mifanalavitra loatra dia efa miady e!
Nefa raha mba te hihinana ny matsiro indray dia miaritra mividy ny Vita Gasy tsara nefa lafo e!
28. fijo ( 16/04/2004 23:56)
ka ilay resaka hatsarana anie no lazaiko ato e.raha ny habeany tsy hitako izay dikany
29. a256011 ( 17/04/2004 09:14)
Misy koa ny tsara bika nefa tsy mateza, misy ny mafy nefa tsy souple, misy rigide nefa mora tapaka. Ka ny ohatra ny ahoana ary no atao hoe tsara? Satria mazana tsy miaraka ireo.
30. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:45)
arakaraka ny gout anao..
31. fijo ( 19/04/2004 23:12)
amiko aloha izay mateza no tsaramiko e.
32. fijo ( 20/04/2004 23:25)
raha hendrika fotsiny nefa ampiasaina idray dia vita aleo hijanona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2008