resaka kristianina

21. samoina ( 16/04/2004 12:21)
raha mahazo oronan-tsary na oronam-peo momba ilay fandaharana izahay dia hozaraina @ izay liana te handre izany.
22. fijo ( 12/05/2004 00:40)
io fandaharana io dia misy isantaona amin'ny herinandro mialoha ny paka.efa mpanaraka an'io foana aho hatramin'izay.
ikaretsaka>ilay toetsaina kato foana nadritra ny 14siekla satria tadidio fa tamin'izany vao sahy manohitra io ianao dia vita.(oh galilia)fa taty aoriana ry lothera dia sahy nijoro ary dia raikitra ny ady goavana be.fa resy ny catho tany angletera,ary dia lasa ato ny fototry ny fanoherana ny fotompinoana catho.avy eo moa dia io nizarazara be io,fa io indray tsy hoe ny evolution loatra fa alalino dia ho hitanao ao fa (VOLA no ao ambadika)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.414