Andrakandrana linux : Fay

21. fatsoraly ( 03/07/2004 17:24)
Hery> Novidiana vita ve le solosaina sa namboarina?
Raha novidiana vita dia hamarino tsara sao dia karazan'irony solosaina hoe "designed for MicroFopl windows only" irony. Raha izay mantsy ny mitranga tsy hanaiky dual OS mihitsy MicroFopl sady izy rahateo tsimaintsy ao @ Primary partition fôna fa be dongy.

Le disk indray mino aho fa tsy simba akory fa ovay NTFS na Fat32 fotsiny.

Mahavanona e!
22. besoiiin ( 31/07/2004 18:22)
mba jereo ihany alou ny tombony ananan'ny linux e! tsy hoe ianao no dondrona na nandra fa ilay fahazarana angamba no tsy ao e! tsy misy toa ny linux e! ny interface graphik tsy dia mahasosotra , izany virus izany mou de tena fanina aminy , tena matotra tsy misy kianina koa ileiry raha atao serveur par rapport @ win ohatra! betsaka ny soa azo avy aminy e! ny coupure tampoka fotsiny no fahavalony aleo asiana onduleur ihany rehefa mampiasa azy!
23. mcfy ( 01/08/2004 10:07)
Toy ny raozy ihany io, fa ny lokony fotsiny no samy hafa. Samy tsara rehafa mahay mikolokolo ny azy fa ny tratran'ny tsilony ihany no hmmmm :lol:
24. librepenseur ( 02/08/2004 08:04)
nanandrana installation mandrake 9.0 aho fa tsy nisy olana mihitsy, ny carte son (soundblaster live 5.1) tonga dia hitany, ny graphique (GeForce 2 Mx 400) koa tonga dia hitany.
ny mp3 rehetra tonga dia vakian'ny xmmx tsara tahaka ny winamp ihany. ny film rehetra koa torak'izany (xine).
mihatsara foana ny linux fa mila manana base kely fotsiny, amboni'izany tena stable ny linux fa tsy mora mi-panique (mamoaka écran bleu) tahaka ny windows.
25. cowboy ( 02/08/2004 16:35)
librepenseur > marina izany,

linux aloha somary taraiky kely amin'ny driver sns fa milay ilay izy sady afaka anaovana zavatra betsaka lavitra noho ny windows, tsy vidiam-bola sns.
natokana hatao serveur ilay izy nefa misy koa ny natao ho poste de travail,
ny anay izao aty an-dakilasy misy réseau linux sy windows napetraky ny mpianatra, mifankahita tsara ary afaka baikoin'ilay linux tanteraka ny windows ...
:D
26. besoiiin ( 02/08/2004 18:17)
tsy misy toy ny linux e!
27. namanao ( 29/03/2005 17:25)
amin'ny resaka pilote( drivers) dia resin'ny windows ny linux Fa afaka téléchargena sur net ihany ireny. Ankoatra izay tsara izy fa mila fahaizana sy fahalalana kokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2832