MBA TE HITADY TOVOVAVY ATAO TAOLANTEHEZANA

21. tequila ( 03/04/2004 20:08)
Sady raha ny telefonnao no omenao dia be no hiantso any !
22. ikaretsaka ( 03/04/2004 20:38)
hihi
23. kitjo ( 04/04/2004 09:24)
hihihi
24. ikaretsaka ( 04/04/2004 18:10)
zany hono
25. xxx ( 04/04/2004 18:22)
Tsy aleo ve omenao ato ny N tel na e-mail adress- nao dia manoratra izay mahatsapa tena fa mahafeno ilay fepetra e! dia anjaranao no misafidy izay heverinao ho matotra, izaho mantsy mety hahafeno ny 90% n'ny fepetra tadiavinao, ka dia miandry izay omenao aho.
26. laloa ( 05/04/2004 08:35)
ka iza marina no mitady ilay adiresy e! Manafolahy ve sa i Val e!
Sa samy andefasako ianareo .
27. kitjo ( 05/04/2004 12:54)
andefaso dol d mifidy zany enao ko
28. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:43)
hihihi
29. rfanjav ( 05/04/2004 14:05)
Ho an'ilay xxxxxx 02/04/2004 12:47:06 , fomba ahoana moa no ahafantarako hoe iza io xxxxxx io,
30. kitjo ( 07/04/2004 15:59)
ninja kids
31. voninkazokely ( 07/04/2004 17:03)
Mitadiava dia hahita.
Hahita ianao fa aza matahotra é!
32. nonoh ( 08/04/2004 09:55)
Efa mba nanao ahoana izay ny anareo sy laloa ry manafolahy .
Mahafeno ny fepetra tadiavinao ve izy ao .
33. tequila ( 09/04/2004 06:52)
Mahareta hatramy farany e
34. ira ( 09/04/2004 09:44)
fa angaha efa tena raikitra e!
Manaiky matoa tsy miteny an!
Miteraha 7lahy7vavy e!
35. fijo ( 14/04/2004 22:02)
aza kotabaina fa aleo hiresaka mora ao e
36. dynatra ( 01/12/2004 15:43)
ny hatsaram-bika fitaka ,ary ny hatsaran-tarehy tsy mateza,ny hery tsy mahaleo ny fanahy .Nefa ny tarehy ratsy hono no tsy azo hovana fa ny fanahy ratsy azo hovana.
koa tokony ho misy mihitsy izany ny olona sady tsara tarehy no tsara fanahy ary manana fahendrena.fa ny tena ratsy indrindra dia raha sady ratsy tarehy ianao no ratsy toetra. :roll:
37. fijo ( 01/12/2004 21:34)
izany ve tsy hivoaka dinitra le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1608