ARETIN DAMOSINA TSY METY AFAKA

21. kally ( 18/04/2004 11:09)
Ilay manao cure thermale anie misy dokotera manara-maso,maka ny tension sy ,ny karazany alohan'ny hilentehana any anaty rano e!ny olana amin'izy io dia mandany fotoana be satria toa maharitra 20andro izy io raha tsy diso aho nefa ve moa raha te ho sitrana...
22. sambatra73 ( 20/04/2004 11:12)
tianarivo> dia miara-miory aminao aho fa mpaazo ahy koa io!!
Fa misy marina ny an'i rfanjav: diniho tsara aloa ny fandriana, malemy sa mafy loatra, ny ondana ?? (ity farany dia tena manimba ny taolandamosina?? (colonne vertébrale) matetika.
Sao dia mibatabata enta-mavesatra loatra, na vizana mjoro elab??
Tsara v ny nifinao, ny masonao? Ary sao dia déséquilibré kosa (oh: ny kibo mitosaka d tsy mahatanty ny lamosina...) Matetika isika any Dago dia mijanona fotsiny oe ny lamosiko no marary dia zay. Fa entité 1 ny tena ka mety misy interactions avokoa ireo.
Efa nisy niresaka "contractures musculaires" taminao v tamireo doko maro nijery anao?
Ary efa nihotra v enao fa any Dago ange ka tena misy mpanotra mahay e.

Soso-kevitro fotsiny ireo. Raiso zay maasoa, aloavy zay tsy mety.

Dia mirary fahasalamana haingana ho anao.
23. xxx ( 21/04/2004 14:13)
za marary lamosina be mitsy fa io tô ôtrany samy misy ny fitrangany nénà zao de hoy ny dokotera hoe b feritine b za fa ny fer ao tsara d tsy ampy calcium ny taolandamosiko fotsiny fa ny retra ao tsara
za kosa anefa molaza fa ny dokotera gasy aza no mahay no noy aty an-dafy ny differ fotsiny aty ampy fitaovana tsara
mvoa ny aty amitsika kou d tia VOLA lotra ka mitranga daolo reo lazainareo ireo ary nga tsy manana dokotera fixe enao?
24. rata88 ( 26/07/2012 11:29)
Manahoa i Tianarivo!sao mba mety aminao ny fitsaboana narahiko!izaho tratran'ny courbaturen'ny hozatra ka nanaintaina be na ny soroka,marary an-doha lava,marary lamosina,
nandritra ny 15 taona ,efa tany amin'ny docteur aho ,rira ,mpanotra ,ratsimamanga ihany koa
fa tsy sitrana fa calment fotsiny ireny, fa ny nasitrana ahy dia ilay mpanao massage ao 67 ha zay tena mahay tokoa fa tsy mpanotranotra fotsiny takin'ireny zay milaza fa don ireny ny azy ,mino aho fa hozatra anatiny koa ny mahazo anao io,ary misy ramatoa iray zay koa voa oatranao io zay narary lamosina nandritra ny 15 taona fa sitrana tanteraka rehefa nanantona an'io mpanao massage io,ka raha mahaliana anao dia ity ny numero azonao azy (UNIMA 67HA NA KOA hoe Monsieur Annyh TELEPHONE 0337156912 NA 0344337984).Zay fa mirary soa indrindra sy fahasalamana ho anao ny tenako.
tianarivo:

NY mpisangisangy aoka tsy hananihany fa zava dehibe ho an'ny fiainako ity.
MISAOTRA TOMPOKO

Efa ho 4 taona mahery aho no narary lamosina nefa toa tsy nety mihintsy ny fitsaboana azy. Dokotera, Professeur, Mpanotra tsy dia mbola afa -po. Menaka isan-karazany RIRA, Homeopharma, RSTSIMAMANGA, dia mbola eny foana. Mety courbature anatiny ve ? Radiologie, Echographie, Analyse selle et urine tout plus ou moins centaine dia mbola tsy afaka foana fanafody Fer, Clcium, Magn�sium, dia mba mila hevitra eh.
fa misaotra mialoha ny mpananihany dia misaotra ihany koa ny olona s�rieux sahady izay hamaly an'ity.
Ho tahin'ny Tompo anie ary hifindran'ny aretina izay hananihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1267