Sipa ati-doha

21. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:19)
aleo ilay samy mifankatia vao mifamatotra fa raha ilay 1 fotsiny no mamatotra=mamandrika
22. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:04)
bien!
23. fijo ( 05/04/2004 23:03)
raha fatotr'ila lasa toa rojo-jandary ko loza
24. fijo ( 06/04/2004 22:42)
mifamatotra tsy koa fa raha voafatotra irery tsy lasa e
25. ikaretsaka ( 07/04/2004 02:07)
zay manko
26. ralipo ( 07/04/2004 17:14)
le voafatotra irery zany ve ra-fijo ilay mamato-tena sa ahoana?
27. ikaretsaka ( 07/04/2004 20:10)
ilay mamatotrolona ka
28. fijo ( 08/04/2004 00:55)
io ny valiny
29. delvechio ( 13/04/2004 02:10)
tsy dia tena hoe ny sipa no tena atidoha b fa ny bandy no jamban ny L..Y e!
30. ikaretsaka ( 13/04/2004 02:53)
ka samy atisoha io ko.. ny bandy atidoha hahazo io ambony io de ny sipa atidoha manome an'io hahazoana bandy..
31. delvechio ( 13/04/2004 03:36)
marina io...lol
32. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:09)
Koa samia mampiasa ny lohany
33. fijo ( 13/04/2004 23:16)
ny loha no ampiasaina sa ny fipipizana e
34. xxx ( 16/04/2004 02:38)
misaotra ra fijo namaritra... saika hanontany aho hoe lohan'inona
35. fijo ( 16/04/2004 23:05)
aleo hazava ny resaka hoy ilay mpanao politika izay
36. tianjon ( 22/04/2004 05:19)
ramalina aza mifehy azo tokana e! fatory tsara.
37. fijo ( 22/04/2004 21:38)
mila mahana foana ka,ilaina io amin'ny fihainana
38. bimps ( 01/07/2004 11:06)
rehafa hita hoe ati-doha kosa ve izy tsy ho ampiasaina mokon-doha e!
Fa ilay mihevitra azy ho ati-doha nefa tsy zany kory ilay sipa no tsy mety.
39. fijo ( 01/07/2004 21:47)
ary amin'iny izy dia ato aty kibo
40. mimich ( 02/07/2004 10:57)
izay indray lé resaka tsy mahazaka ny fivoarana misy eo @ vhv fa hita daholo ity karazam-panaratsiana rhtr ity!
Dia maninona raha ati-doha, rehefa ianareo no ati-doha dia bon fa rehefa vhv de....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3784