SALON DE LA BIBLE

21. ikaretsaka ( 30/03/2004 21:55)
tia ery
any m ikea hoa mitory an'izany fa ny ato efga samy mahay izany aby. na tsy mino aza dia arany izany baiboly izany, arany izany andriamanitra izany, mba misy kobo an'izany jesosy izany.. fa any @ ilay tsy mahalala akory an'izany mitory
22. librepenseur ( 31/03/2004 11:24)
tia_ery>

Raha tena mahafantatra tsara ny tantara ianao dia ny fivavahana no isan'ny fitaovana lehibe nentin'ny vahiny nanjanaka teto amin-tsika. Ireo izay tsy nanaiky ho voarebireby tamin'izany ary niezaka hiaro ny tanindrazany no nampiasain-dry zareo basy aman-tafondro.

Raha tena mbola mahafantatra tsara ny tantaran'ny kristianisma hatrany ampiandohana koa ianao dia hazava aminao fa fotoana fohy après J.-C dia efa nisy ny génocide, sns...

Raha voamarikao dia saiky zana-tany Européen avokoa ny tany afrikana. Mba takaro sy hadihadio kely hoe inona no dikan'izany ?
23. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:00)
ilay point faha3 .. tsy azoko ny ifandraisan izany @ fivavahana
24. librepenseur ( 01/04/2004 06:22)
Ilay point faha3 indrindra no tiana ho takarin'ny tsirairay satria izao :
Raha bouddhiste na hindouiste ve ny Europeana nanjanaka ny Afrikana dia nandroso noho izao sa nihemotra kokoa ny toetsain-tsika ? Ary ny toekaren-tsika ? Ny civilisation, culture, sns...
25. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:08)
aary raha silamo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4535