karemy

21. kitjo ( 12/04/2004 16:36)
zay nge oa e
miankina amin tenanao manokana io,fa tsy oe tokony atao d manao
Fa na isan andro aza enao manao karemy araka ilay nolazaiko tetsy ambony oe tsy arabakiteny oe tsy hihinankena fa ohatra oe misy zavatra tianao atao nefa fatatrao fa tsy mifanaraka amin sitrapon Andriamanitra, d ny fandavan-tenanao tsy hanao izay zvt izay d efa karemy.

Fa le andro oe natokana tokony miankina @ tsrairay fts oe zay no vokatry ny fony na @ otoana inona na fotoana inona. Fa tsy oe izay no mahavonjy na tsy mahavonjy anao akory.
22. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:34)
fa misy koa ilay hoe 2000 taona mehery zany foana no nataon'ny olona... dia 600 taona ve no hanova ny rehetra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1996