mahalany rano 15-20 litatra isanandro

21. raym ( 22/05/2005 23:15)
Tandremo fa sao diabète izany fa jereo fa isan'ny signe izany.Diabétique aho no miteny izany aminareo.Izy ity moa matoa nisy izao fampiresahana eto izao dia ilaina ny mba miteny izay mba fantany sy niainany ka izay no azoko ambara:MIJEREVA Dr haingana fa aza avela hitarazoka ela toy ny ahy.Zara ary mba misy manoro fa rehefa tsy izay anie dia milamina ny saina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.12