Avaka

21. booboo ( 07/05/2004 14:56)
matahotra ny ho voatsindrin'ny vĂ´ tonga angamba ! na izany aza manala ny barakan'ny gasy rehetra mipetraka aty ivelany ilay toetran'ny sasany !
22. yonikafopl ( 07/05/2004 15:23)
ka raha tonga any izany aho ry booboo dia sure ve fa tsy avahanareo na hodianareo tsy fantatra?
23. booboo ( 07/05/2004 15:29)
sure et certaine mihitsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3284