hanao hira sa hanao tsianjery ?

21. alz ( 23/04/2004 11:37)
Ary lay hoe :

She matin dans ma sambrety,
ma sambrety du laô.
ze fézé du ménaze
du ménaze du laô!

Ary ny hira miaramila indray ho an'izay nanao raharaha miaramila :

Comando ô, comandô!
Aiza re? Aiza ny lalana alehanareo e?

22. olly ( 19/05/2004 12:30)
/ikaretsaka: impro retsy refa tsy hay a!: -o)
amina,....amina
diantôné-:),alezimba,sela aa
alé matory sé paskalina
zimbao:-( ,zan klôdy,zislein-:)
à la ronde é ,à la ronde é dimbaô
à la ronde é,à la ronde é dikômba
allé matory ise
o rasipa a!o rasipa a
nakaiza ny valiny,ilay taratasy
nomeko anô,omaly maraina
iza nanoratra,zanahary
aiza mipetraka,any ambhijanahary
ra tsy valina de mapitomany,ra tsy valina de mapalaelo
ny ankizy manao isa roa telo
môpera variana manisin-delo
ny ankizy manao un deux trois
môpera mitazona lakroâ.....

23. olly ( 19/05/2004 12:48)
entre sipa nray refa hirafy tam'zany:
toa lay rahavavinay a! mihinan'ny fatin'alikanay a!

de misy ko le e:
ina no jerijerena a
za nga mpanakarena a
vidianako volamena
eny am'tany mena a
tsondromiko ny antsy eo tena a
24. fijo ( 19/05/2004 23:16)
kay nareo mbola kely dia efa manao trenema amin'ilay mirafy ko.dia zatra rehefa lehibe?ih,ih,ih
25. kitjo ( 20/05/2004 02:58)
ihhihihihih
milay kosa ty lohahevitra ty fa zany oe efa ato aby aako ts maita tsn

aona moa le ali baba @polisy volera iny......
26. olly ( 20/05/2004 08:42)
finjo tany jangila io zao no tena mpanao an'zany kou ko! -;)
27. fijo ( 20/05/2004 23:20)
kilalao mba fanao tokoa io tany.dia izay sipa kely mba mahasarika no henjehana foana,dia rehefa tratra dia tazonina mafy ilay zana kolona.
28. lanto ( 21/05/2004 08:53)
kally> izao vao tadidiko le hira ataonjy ery ambony be ery io :


Hitako ianao ry lala nisakana taxi
ny volanao rehetra nanaovanao la vie
maranitra ianao ry lala nefa tsy ampy kilé
tao anaty poketranao nahatratrarako sekré
Mifona aho re ry lala
mifona aminao akia
mifona aho re ry lala
marina mafy fa tsy hanao intsony aho e !

na ny fotoana nihirana azy aza efa tsy tadidy intsony fa miverina tampoka ohatr'izay fotsiny le hira :)))))
29. kitjo ( 21/05/2004 09:12)
hahahah,hitako b i Lanto maika be nanoratra an'io zao sao adino tampoka sady le izy nitamberina,

30. lanto ( 23/05/2004 18:04)
izay mihitsy ry kitjo ! hadino indray ange raha vao mitamatama e ! raha mba misy tadidinareo dia mihazakazaha mihitsy mandefa zy eto ! hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243