ianareo ve efa nahita film X gasy?
21. angie
(
01/04/2004 10:08)
Za koa efa nahita tany Dago tany nosy be sa diego koa no natao, fa tsy amidy fa toa an'olona fotsiny.
Io back and white io koa efa hitako tampoka tao @ namanay tany Dago ihany, sipa roa vavy gasy lava volo dia vaza roa lahy.
Mampalahelo satria lasa betsaka vaza madeha any mitady an'io fotsiny.
Io back and white io koa efa hitako tampoka tao @ namanay tany Dago ihany, sipa roa vavy gasy lava volo dia vaza roa lahy.
Mampalahelo satria lasa betsaka vaza madeha any mitady an'io fotsiny.
22. donemaskit
(
01/04/2004 19:28)
ka io koa no hiveloman'ny sipakely (sasany) any koa ! Iza zany Alli Mc Tiana??
23. nozzle
(
02/04/2004 01:22)
anabavitsika io ry nama a!
Ingahy john B Root no realisateur mpampiasa azy matetika.
Ingahy john B Root no realisateur mpampiasa azy matetika.
26. kitjo
(
03/04/2004 10:25)
bdb mitsy hono ny film X misy sipa gasy, fa vao resaka henoko tamina realisateur sinoa vao haingana
io mitsy aza no toa nahalalany an M/car,nahamenatra satria vao niteny oe M/car d tonga d oe hay??? za nahalala ankisy vavy nilalao film X avy any amianreo koa ozizy,fa toa misy maro2 ry zareo fa misy manakarama karama fixe hono d entina mandeha2

27. donemaskit
(
03/04/2004 11:37)
reny marina toa mahazo saôsy bé an?! ohatrinona hono isaky ny film?
29. ikaretsaka
(
04/04/2004 06:18)
interesse nga ramazikita sa nahita sipa ho recrtutena?? (vazivazy an)
31. kitjo
(
04/04/2004 09:13)
hahahah,te hanao aktera ramasikita knou,
tsy haiko alou maskita fa za ary menatra fa znay no ahafantaran ol an M/kara.
Le ol ko tsy niandraikitra an le izy fa sendra hitany fts
tsy haiko alou maskita fa za ary menatra fa znay no ahafantaran ol an M/kara.
Le ol ko tsy niandraikitra an le izy fa sendra hitany fts
32. donemaskit
(
04/04/2004 18:06)
aona marina ny hevitrareo ? samy ratsy lé izy, fa aleonareo ny vehivavy mivaro-teny eny an-dalana, sa manao film X ???
36. delvechio
(
08/04/2004 22:05)
za efa nahita fa le sipa angamba koks..... mivanitika fotsiny mahita an le camera. sady nen le sipa tonga d persils brown be. lasa comedie le izy lelike